Fanoroana:Ahoana ny manao takelaka: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Netfan (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Netfan (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-21: Andalana faha-21:
[[sary:Aide-modifier-monobook.png|thumb|220px|Modifier = Ovao|right]]
[[sary:Aide-modifier-monobook.png|thumb|220px|Modifier = Ovao|right]]


Rehefa tia hanova takelaka/pejy eto amin'ny wikipedia, mandehana any amin'ilay pejy dia tsindrio ilay ''onglet'' '''[ Ovao ]'''.
Rehefa te hanova takelaka/pejy eto amin'ny wikipedia, mandehana any amin'ilay pejy dia tsindrio ilay ''onglet'' '''[ Ovao ]'''.


=== Ovay ny lahatsoratra misy ao anatin'ilay pejy ===
=== Ovay ny lahatsoratra misy ao anatin'ilay pejy ===

Endrik'io pejy io tamin'ny 16 Septambra 2009 à 09:56

Ny tanjon'ity pejy ity dia manoro anao hoe ahoana no manova ny takelaka eto amin'ny wikipedia.

Afaka manova takalaka daholo ny mpikambana rehetra eto amin'ny wikipedia, ary tsy mila manoratra anarana ato akory. Ampahazoto-nay manoratra eto ianao ra hitondra zava-tsoa (takelaka tsara « au top ») eto amin'ity wiki ity.

Mandehana any amin'ny bistro rehefa manana fanontaniana manokana, na antsoy ny mpandrindra eto amin'ny wikipedia.

Afaka ovain'ny « internaute » ny ankabiazan'ny pejy eto amin'ny wikipedia, ary io ny foto-pandehanany. Afaka ovain'ny mpitsidika daholo ny pejy mba hanatsara azy[1]. Na dia tsy nanokatra kaonty aza. Afaka mampiasa ny Kianjam-pasika ianao rehefa manandrana ny syntaxe wiki na mampiasa ny pejinao.

 ┌────────────────────────────────────────────────────────────────────────┐
 │ Lahatsoratra - Dinika - Ovay   - Tantara  ...  ...        
 ├───────────────────────── ^ ──────────── ^ ─────────────────────────────┤
 │        Afaka manova ny         │ Afaka manaraka ny      │
 │     Takelaka rehetra ianao        │  fanovàna rehetra ianao      │
 ├────────────────────────────────────────────────────────────────────────┤
 └────────────────────────────────────────────────────────────────────────┘

Tsindrio ny rohy [ Ovao ]

Modifier = Ovao

Rehefa te hanova takelaka/pejy eto amin'ny wikipedia, mandehana any amin'ilay pejy dia tsindrio ilay onglet [ Ovao ].

Ovay ny lahatsoratra misy ao anatin'ilay pejy

modifier = Ovay
modifier = Ovay

Afaka manindry ny rohy [ ovay ] eo amin'ny fizaràna (section) koa ianao rehefa fizaràna iray ihany no tianao ovaina.

Ataovy ao daholo ny fanovàna tianao atao. Azonao atao ao ny manova ny lahatsoratra misy ao : Mitsara ny zava-diso, manampy/mamafa lahatsoratra sns. Hitanao ao fa misy soratra ortra ny , ', [[ na ]]. Io ny syntaxe wikipedia, io ny manao mise en forme ny lahatsoratrao.

Hitanao eo ambon'ny varavarankely ny fanovàna fa misy barre d'outils manamora ary mampahaingan'ny asa tsotra : Soratra matavy, Sora-mandry, rohy lohateny sns.

Mampiseho ny fanovany

Tsara ampiasaina ny anjara asa (fonction) Asehoy aloha aloha ny mitahiry ny lahatsoratra.

Tsiahy

  1. Fa tsy afaka ovaina ny pejy manokana, na pejy voaaro satria sarobidy na be mpanimba