Wikipedia:Fandraisana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
-
Andalana faha-8: Andalana faha-8:
<font size=4>'''A</font>min'izao fotoana izao''' dia misy [[Special:Allpages|Takelaka <span style="color: green; font-size: 120%;">'''{{NUMBEROFARTICLES}}'''</span>]]<sup>[[special:statistics|?]]</sup> voaangona ato... Mpikambana [[special:statistics|'''{{NUMBEROFUSERS}}''']] no nanoratra anarana ato ankehitriny ... dia miandry anao hanatevin-daharana.
<font size=4>'''A</font>min'izao fotoana izao''' dia misy [[Special:Allpages|Takelaka <span style="color: green; font-size: 120%;">'''{{NUMBEROFARTICLES}}'''</span>]]<sup>[[special:statistics|?]]</sup> voaangona ato... Mpikambana [[special:statistics|'''{{NUMBEROFUSERS}}''']] no nanoratra anarana ato ankehitriny ... dia miandry anao hanatevin-daharana.


'''{{maj|2|A}}faka jerena''' koa '''ny [http://mg.m.wikipedia.org/ wikipedia amin'ny finday]'''
</div>
</div>
<div style="margin: 0.5em; font-size: 85%; text-align: center;">
<div style="margin: 0.5em; font-size: 85%; text-align: center;">

Endrik'io pejy io tamin'ny 14 Septambra 2009 à 19:33

TONGA SOA eto amin'ny wikipedia

Tetikasa iray lehibe iarahantsika manamboatra ny rakipahalalàna (encyclopédie) malagasy amin'ny internet. Raha tianao dia azonao atao ny misoratra ho mpikambana. Mba hahazoantsika sary an-tsaina hoe ahoana ny momba ny wikipedia dia azontsika jerena ny amin'ny teny frantsay sy amin'ny teny anglisy.

Raha misy fanontaniana na sosokevitra dia mandehana eto na eto.

Amin'izao fotoana izao dia misy Takelaka 97 099? voaangona ato... Mpikambana 32 975 no nanoratra anarana ato ankehitriny ... dia miandry anao hanatevin-daharana.

Inona no maika indrindra ?

  • Raha misy afaka manampy dia maika indrindra ny fandikana amin'ny teny malagasy ireo teny rehetra miasa amin'ity fitaovana ity. Jereo eto ary dia mametraha sosokevitra amin'ny dinika (talk) isaky ny teny.
  • Tsara atao koa no manampy ny mpandika teny miteny malagasy any translatewiki. Aloha no manampy ny mpandika teny any Translatewiki, Tsindrio eto .
  • Eo koa ireo teny mila votoatiny izay efa mirohy amin'ny takelaka hafa.

Ny takelaka farany vita



 
Ahidambo

Ny ahidambo dia bozaka maniry mandavan-taona, manindrona amin' ny alalan' ny voniny rehefa antitra, sady mipetaka amin'ny lamba izany voniny izany, maniry amin'ny faritra manana toetanin-jana-pehin-tany eto amin' izao tontolo izao. Ao amin' ny fianakaviana Poaceae no misy azy. Heteropogon contortus na Andropogon contortus no anarany ara-tsiansa. Izy no tena fahita betsaka ao amin' ny fatrana aty Madagasikara, atao hoe danga.

Ity bozaka ity dia mamorona vondrona mahatratra 75 ka hatramin' ny 120 sm eo ho eo rehefa mamony. Mitsangana sy manify ary tsotra (na misy rantsana iray na roa) ny tahony. Ny ravina dia mifandimby, 2-5 mm ny sakany ary hatramin' ny 15 sm ny halavany. Ny kambin-tsikiny dia misy tsibolo. Ny raviny ambony dia matetika no manarona ny fototry ny sofim-boany. Ny fototra ahidambo iray dia mitondra sofim-boany iray na vitsivitsy. Ny sofim-boany tsirairay, izay tery sy miendrika varingarina, dia mirefy 3 hatramin'ny 7 sm raha tsy isaina ny volony. Amin' ny fahamasahany, ny voan' ny ahidambo, ny fonony, ny volony, ny tsilony ary ny raviny dia mitambatra boribory ka entin' ny rivotra na miraikira amin' ny volom-biby na amin' ny lamban' ny olona. Ny voan' ny ahidambo dia voamadinika. (tohiny...)

 
AstronomiaBiolojiaHay TanyEkolojiaFahasalamànaFizikaInformatikaKajySimiaFanisanaMatematikaToe-tsaina


TantaraFambolenaTaozava-baventyGovernemantaLalànaMaritranoFitsaboanaPolitikaRaharaham-bahoakaRaharahaRindran'asaTeknolojia


ArkeôlojiaJeografiaFitenyFikarohana momban'ny fitenyAnganoFiaraha-moninaToe-Karena


Fomban-drazanaFivavahanaFoto-pinoanaFiangonana


FialambolyFizahan-tanyHaisoratraAsa-tananaFialam-bolyHosodokoInternetLalaoMozikaNahandroOperaFilazam-baovaoSarimihetsikaSokitraTononkaloFisokajiana araka ny lohatenyDisiplina akademikaAlimanakaTabilao ny TsiahyTantaram-piainana (biôgrafia) • Toro Lalana
  
 

jereo ny sary

 

Wikipedia:Miaraha miasa/2024

 

Ankehitriny eto amin'ny wikipedia malagasy, ny isan'ny lahatsoratra efa noforonina dia misy 97 099. Mpikambana 32 975 no efa nisoratra anarana teto, ary 45 tamin'ireo no nanova pejy teto tamin'ny 30 andro lasa teo.

  • Ny Wikipedia dia raki-pahalalàna azon'ny tsirairay ovaina, ary tonga dia hitan'ny mpitsidika avy hatrany ny fanovana notehiriziny, raha manaraka ny fitsipika napetraky ny fikambanana. Misy pejy fanoroana sasantsasany afaka manoro anao hoe ahoana no manova ny pejy na manova lahatsoratra, na mampiditra sary. Anontanio ny mpandrindran'ity wiki ity raha manana fanontaniana manokana ianao.
  • Ho raisina ao amin'ny pejin-dresaka na ao amin'ny toerana iombonana ny adihevitra mety hisy mikasika ny lahatsoratra. Ny pejin-dresaka dia ahafahana manapa-kevitra momban'ny votoatiny tokony apetraka na tokony esorina, ary ahafahana maminavina ny hatsara ny lahatsoratra.