Kilimandjaro: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: hy:Կիլիմանջարո
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: ne:किलिमान्जारो
Andalana faha-85: Andalana faha-85:
[[my:ကီလီမန်ဂျာရိုတောင်]]
[[my:ကီလီမန်ဂျာရိုတောင်]]
[[nds:Kilimandscharo]]
[[nds:Kilimandscharo]]
[[ne:किलिमान्जारो]]
[[nl:Kilimanjaro (berg)]]
[[nl:Kilimanjaro (berg)]]
[[nn:Kilimanjaro]]
[[nn:Kilimanjaro]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 10 Febroary 2012 à 19:10

  
Ny Kilimanjaro

Ny Kilimanjaro na Kilimandjaro dia tendrombohitra any avaratra atsinanan'i Tanzania vita afotroa telo efa maty : ny Shira any Andrefana, manan-kaabo 5 149 metatra ary ny Kibo (tenenina hoe kibô) ny tena tanora indrindra amin'ireo telo ireo, eo anelanelan'ny tendrona Uhuru, manan-kaabo 5 891,8 metatra, ny tendrombohitra avo indrindra any Afrika. Ankoatran'io tondro io, ny kilimanjaro dia fantatra amin'ny ranomandriny any an-tampon-tendrombohitra am-pihemorana nandritra ity taonjato faha 20 ity ary mety hanjavona tanteraka afaka folo na efa-polo taona. Ny latsak'oram-panala no anisan'ny antony, fa ny fandringanana ny ala koa no anisan'ny anona (facteur). Na dia natsangana tamin'ny 1973 aza ny valan-javaboahary, mihakely hatrany hatrany ny fehin'ala.

Jeografia

Ny Kilimanjaro ao Tanzania
Saritan'ny tendron'ny Kilimanjaro

Etimôlôjia sy tôpônimia

Ny anarana ampiasain amba hanono ilay tendrombohitra dia soratana hoe « Kilimandjaro » amin'ny fiteny frantsay ary « Kilimanjaro » amin'ny fiteny anglisy. Amin'ny fiteny maa, ny anarany dia Ol Doinyo Oibor midika « tandrombohitra fotsy ». Ny anarany ankehitriny dia nalaina avy amin'ny fiteny soahily Kilima Njaro tamin'ny 1860.

Toe-tany

Zavamisy sy zavamaniry

Tantara

Mponina sy fomba

Ny Kilimanjaro ao amin'ny kolontsaina

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.