Afrika Atsimo: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.2+) (Rôbô Nanova: wa:Nonne-Afrike
FoxBot (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-234: Andalana faha-234:
[[ny:South Africa]]
[[ny:South Africa]]
[[oc:Sud-Africa]]
[[oc:Sud-Africa]]
[[or:ଦକ୍ଷିଣ ଆଫ୍ରିକା]]
[[os:Хуссар Африкæйы Республикæ]]
[[os:Хуссар Африкæйы Республикæ]]
[[pa:ਸਾਊਥ ਅਫ਼ਰੀਕਾ]]
[[pa:ਸਾਊਥ ਅਫ਼ਰੀਕਾ]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 3 Febroary 2012 à 18:25

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Afrika atsimo ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Republic of South Africa ((en))
Republiek van Suid-Afrika af
IRiphabliki yaseMzantsi Afrika xh
IRiphabliki yaseNingizimu Afrika zu
IRiphabliki yeSewula Afrika nbl
Repoblikan'i Afrika atsimo ((mg))
Sainan'i Afrika atsimo Fanevan'i Afrika atsimo
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : « !ke e: ǀxarra ǁke » (ǀXam)
Teny ofisialy fiteny afrikaans, fiteny anglisy, fiteny ndebele (isindebele), fiteny xhosa (isixhosa), fiteny zulu (isizulu), fiteny sotho avaratra (sepedi), fiteny sothodu atsimo (sesotho), fiteny tswana (setswana), fiteny siswati (siSwati), fiteny venda venda (tshivenda), fiteny tsonga (xitsonga).
Renivohitra Pretoria

Le Cap
Bloemfontein

tanàna ngeza indrindra Johannesburg
Fitondrana sy governemanta
 - Filohan'i Afrika atsimo
Repoblika
Jacob Zuma
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 25
1 219 912 km²
Azo tsy kaontiana
Isam-ponina
 - Tontaliny (2009)
 - hakitroka
faha 27
49 052 489 mpo.
40.2 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Afrikanina
IDH (2006) 0.670 (moyen) 125[1]
Sandam-bola Rand (ZAR)
Faritr'ora UTC +2
Hiram-pirenena Nkosi Sikelel'iAfrika/Die Stem

Die Stem van Suid Afrika
Nkosi Sikelel'iAfrika

Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+27

Ny Afrika atsimo dia firenena any atsimon'i Afrika. Mizara sisitrany amin'i Namibia, ny Botswana, Ny Zimbaboe, ny Mozambika ary ny Swaziland izy. Ny Lesotho indray dia firenena rakotra ao amin'ny firenena afrikanina atsimo.

Ny isan-olona any afrika atsimo dia misy eo amin'ny 48.7 tapitrisa eo ho eo (araka ny lazain'ny census tamin'ny taona 2008). Be harena an-kibon'ny tany ny afrika atsimo (volamena, diamondra sns.), ireo harena ireo no nampalasa ny afrika atsimo firenena matanjaka indrindra any Afrika.

Tantara

Toe-tany

ny sarintany ara-politikan'i Afrika atsimo
ny sarintany ara-politikan'i Afrika atsimo

Ny afrika atsimo dia any amin'ny farany atsimon'i kaontinanta afrikanina.

Ny toetr'androny dia karazana toe'trandro mediteraneanina manodidin'ny Cap ary tropikalina any avaratra sy any antsinanana. Maimaina ny toetr'andro any amorontsiraka atlantika.

Voapitan'ny tendrona Drakensberg ny antsinanan'i Afrika atsimo.

47 556 900 ny isam-ponina any Afrika atsimo. Ny tanàna ngeza indrindra any afrika atsimo dia ny tananan'i Cap (2 984 100), Durban (2 531 300) ary Johannesburg (1 975 500) sy Pretoria (1 473 800), araka ny lazain'ny faminavinana tamin'ny taona 2004.

Ny faritany

ny faritany afrikanina sivy

Manana faritany sivy ny afrika atsimo (hatramin'ny taona 1994 katramin'izao). Ireto avy ny lisiny :

  1. Cap andrefana (Western Cape) Any atsimo andrefan'i afrika atsimo sy ny nosin'ny Pince Edouard.
  2. Cap avaratra (Northern Cape) : Any avaratra ilay faritan'ny Cap taloha
  3. Cap antsinanana (Eastern Cape)
  4. KwaZulu-Natal : Natal sy Zululand
  5. Firenena mizaka-tenan'i Orange (Free State)
  6. Avaratra Andrefana (North West)
  7. Gauteng :
  8. Mpumalanga :
  9. Limpopo : Faritra Transvaal-Avaratra taloha, notononina faritra avaratra tamin'ny 1995 hatramin'ny 2002

Toe-karena

Politika

Demografia

Vangio koa

Rohy ivelany

Endrika:Link FA Endrika:Link FA