Tonizia: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Luckas-bot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: su:Tunisia
FoxBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.5) (Rôbô Nanampy: or:ଟୁନିସିଆ
Andalana faha-184: Andalana faha-184:
[[nso:Tunisia]]
[[nso:Tunisia]]
[[oc:Tunisia]]
[[oc:Tunisia]]
[[or:ଟୁନିସିଆ]]
[[os:Тунис]]
[[os:Тунис]]
[[pam:Tunisia]]
[[pam:Tunisia]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 3 Febroary 2012 à 10:56

الجمهورية التونسية ((ar))
((ar))
Repoblikan'i Tonizia ((mg))
Sainan'i Tonizia Fanevan'i Tonizia
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : Hurriya, Nidham, ’Adala (Liberté, Ordre, Justice)
Teny ofisialy Arabo an-tsoratra
Renivohitra Tunis
36°84′N 10°22′E / 37.400°N 10.367°E / 37.400; 10.367 Coordinates: latitude minutes >= 60
{{#coordinates:}} : latitude non valide
Tanàna ngeda indrindra Tunis
Fitondrana sy governemanta
 - Presida ny Repoblika
 - Mpiray ministra
Repoblika Filohansialy
Zine el-Abidine Ben Ali
Mohamed Ghannouchi
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 90
163 610 km²
5 %
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 77
10 327 800[1] mpo.
62,50 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Toniziana
IDH (2006) Mihakatra 0,766 (moyen)
Sandam-bola Dinar toniziana (TND)
Faritr'ora UTC +1 (été +2)
Hiram-pirenena Humat Al-Hima
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+216

Ny Tonizia (amin'ny fiteny arabo : تونس) na Repoblika Toniziana amin'ny fampiasana ofisialy, dia firenena any afrika avaratra ao amin'ny faritr'i Magreba. Voafaritry ny ranomasina Mediteranea ny Tonizia any avaratra sy any atsinanana. Mizara sisitany amin'ny Aljeria izy any andrefana (965 km ny halava ny sisintany mizara azy amin'ny Aljeria) ary mizara sisintany amin'ny Libia izy any atsimo atsinanana (459 km ny halava ny sisintany mizara azy amin'ny Libia). Ny renivohiny dia Tunis, any avaratra atsinanan'ilay firenena.

Tanimaty ny 40 isan-jaton'ny tany tonizianina, ny 60 isan-jato mijanona dia tany azo ambolena, any Tonizia ankehitriny ny tanindrazan'ny Kartajinianina tamin'ny taonjato faha fito talohan'i Jesoa Kristy hatramin'ny taonjato faha roa talohan'i Jesoa Kristy, alohan'ny nahalasa azy « tanim-barimbazaha » (grenier à blé) an'ny Romana.

Régence de Tunis ny anaran'ny tonizia ankehitriny tamin'ny andron'ny empira Otomana, lasa « protectorat » frantsay ny Tonizia tamin'ny 1881. Teo alohan'ny fahaleovantena (nahazo ny fahaleovantenany tamin'ny 20 Martsa 1956 ny Tonizia), nahazo anarana hoe Fanjakanan'i Tonizia ilay firenena tamin'ny faran'ny fanjakan'i Lamine Bey, tsy nanana satana mpanjaka izany mihintsy. Tamin'ny fiantsoana ny repoblika tamin'ny 25 Jolay 1957, i Habib Bourguiba, leader ny tia-tanindrazana tonizianina, no filoha voalohany indrindra tao Tonizia ; filohan'i Tonizia mandritry ny telopolo taona izy. Tamin'ny faran'ny « fanjakan'i Bourguiba », ny praiministra Zine el-Abidine Bel Ali no nanohy ny tanjon'ny politikan'i Bourguiba, sady manao liberalisation koa eo akaiky eo.

Tantara

Jeôgrafia

Toe-tany

Toetrandro

Demôgrafia

Jereo koa


Endrika:Firenen'i Magreba

Tsiahy

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Endrika:Link FA