Marôka: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.4) (Rôbô Nanova: ps:مراکش
FoxBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.5) (Rôbô Nanampy: or:ମୋରୋକୋ
Andalana faha-170: Andalana faha-170:
[[nv:Moroko]]
[[nv:Moroko]]
[[oc:Marròc]]
[[oc:Marròc]]
[[or:ମୋରୋକୋ]]
[[os:Марокко]]
[[os:Марокко]]
[[pam:Morocco]]
[[pam:Morocco]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 1 Febroary 2012 à 10:13

المملكة المغربية ((ar))
((ar))
Tagldit Lmrruk ber
Fanjakan'i Maroka ((mg))
Sainan'i Maroka Fanevan'i Maroka
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra :

fiteny arabo :الله، الوطن، الملك
fiteny malagasy : Andriamanitra, Ny Tanindrazana, Ny Mpanjaka


Ny Sahara occidental dia faritra misy hachure.
Teny ofisialy fiteny arabo[1]. fiteny hafa : arabo Marokana na darija ; na tamazight — ⵜⴰⵎⴰⵥⵉⵖⵜ amin'ny tifinagh ; fiteny frantsay
Renivohitra Rabat
34°02′ Nord 6°51′ Ouest
Renivohitra ara-toe-karena Casablanca
Fitondrana sy governemanta
 - Mpanjaka
 - Praiministra
Fanjakana ara-dalampanorenana
Mohammed VI
Abbas El Fassi
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 57
446 550 km²
1,059 %
Isam-ponina
 - Tontaliny (Jolay 2008)
 - hakitroka
faha 35
34 435 719 [2] Endrika:Exp mpo.
83,14 (48,44 Endrika:Exp) mpo./km²


Anaran'ny mponina Marokana, Marokanina
IDH (2008) Mihakatra 0,646 (ampivoany) faha 127[3]
Sandam-bola Dirham marokana (MAD)
Faritr'ora UTC + 0 (en 2009 : +1 du 1er juin au 20 aout)
Hiram-pirenena Hiram-pirenena Cherifianinia
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+212

Ny Marôka, na amin'ny toetra ofisialy Fanjakan'i Marôka (amin'ny fiteny arabo : المملكة المغربية) dia firenena any avaratra andrefan'i Afrika, ao amin'ny vondron'i Magreba. Ny renivohiny dia Rabat. Voafaritry ny ranomasimbe Atlantika ny Maroka any andrefana, ny ranomasina Mediteranea any avaratra atsinanana ary voafaritry ny detroit-n'i Gibraltar any avaratra. Ny Maroka dia mizara sisintany amin'ny Aljeria, amin'ny Sahara Andrefana any atsimo, amin'ny Maoritania any atsimo atsinanana raha tsy rarahina ny Sahara Andrefana.

Ny Maroka dia fanjakana ara-dalampanorenana, ny mpanjakan'i Maroka ankehitriny dia i Mohammed VI, anisan'ny fanjakana antitra indrindra eto an-tany ny fanjakan'i Maroka. Mpikambanan'ny vondron'i Magreba arabo, ny Francophonie ary Organisation de la Conference Islamika ny Maroka. Tsy mpikambanan'ny Vondrona Afrikana ny Maroka, fa te-hanamafy ny fifandraisany amin'ny Vondrona Eoropeana. Tamin'ny 1987, nanandrana niditra tao amin'ny CEE ny Maroka, fa tsy tafiditra ; nahazo « statut avancé » ny Maroka tamin'ny Vondrona Eoropeanina. Tamin'ny 15 Mey 2009, niditra tamin'ny Centre Nord-Sud du Conseil de l'Europe ny Maroka.

Tsiahy

  1. « Ny fanjakan'i Maroka, firenena moslima manam-pahaleovantena, mampiasa ny fiteny arabo hoatry ny teny ofisialy, dia silaka ny Magreba Arabo Be. » araka ny lalampanorenana Marokana
  2. L'horloge de la population du Haut Commissariat au Plan (HCP)
  3. http://hdrstats.undp.org/2008/countries/country_fact_sheets/cty_fs_MAR.html
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

  


Endrika:Link FA