Fiteny persana: Fahasamihafan'ny versiona
k r2.7.2+) (Rôbô Nanova: ps:پاړسي ژبه |
k r2.6.5) (Rôbô Nanampy: fiu-vro:Pärsiä kiil |
||
Andalana faha-90: | Andalana faha-90: | ||
[[fa:زبان فارسی]] |
[[fa:زبان فارسی]] |
||
[[fi:Persian kieli]] |
[[fi:Persian kieli]] |
||
[[fiu-vro:Pärsiä kiil]] |
|||
[[fr:Persan]] |
[[fr:Persan]] |
||
[[fy:Perzysk]] |
[[fy:Perzysk]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 29 Janoary 2012 à 16:42
Fiteny persana | ||
---|---|---|
فارسی, دری | ||
Fārsi | ||
Fanononana | [fɒːɾˈsi] | |
Tenenina any | Irana,
Afganistana, Bahreina, Irak, Kazakstana, Tajikistana, Ozbekistana, | |
Region | Azia Andrefana, Azia Anivo | |
Total speakers | 80-134 tapitrisa | |
Ranking | faha 22 (tenin-dreny)[1] | |
Language family |
| |
Writing system | fanoratana perso-Arabika, Sirilika | |
Official status | ||
Official language in | Iran Afganistana Tajikistana | |
Regulated by | Akademian'ny fiteny persana sy haisorana, Akademian'ny siansa any Afganistana | |
Language codes | ||
ISO 639-1 | fa | |
ISO 639-2 | per (B)Endrika:Infobox Language/terminological | |
ISO 639-3 | variously: fas – Persian prs – Persana atsinanana pes – persana andrefana tgk – Tajik aiq – Aimaq bhh – Bukharic drw – Darwazi haz – Hazaragi jpr – Dzhidi phv – Pahlavani | |
Note: This page may contain IPA phonetic symbols in Unicode. |
Ny fiteny persana (فارسی / fārsī) dia tenim-pirenenan' Irana (mahery ny 60 tapitrisa ny isam-piteny any Irana), any Afganistana (16 tapitrisa), any Tajikistana, any Bahrein ary any Ozbekistana (foko tajik). Manana satana teny ofisialy ny fiteny persana anatin'ireo firenena telo ireo. Ny isa tontalin'ny mpiteny persana dia misy 75 tapitrisa. Ny fiteny persana dia fiteny eo amin'ny gropin'ny fiteny indo-eoropeana ao amin'ny ratsana indo-arianina. Ny rafi-pehezanteniny dia SOV. Soratana amin'ny alalan'ny abidy arabo ny fiteny persana na dia tsy manam-pifandraisana amin'ny fiteny arabo aza izy na amin'ny lafin'ny volana na amin'ny lafin'ny ara-drafi-peo. Any Tajikistana (sy any Ozbekistana, miteny persa), soratana amin'ny abidy sirilika ny fiteny tajiky.
farsi (فارسی) ny anarany any Irana sy any Afganistana (endrika arabo an'ny parsi, tsy manana renifeo p ny abidy arabo) ; parsi (پارسی fanononana an-toerana taloha, mbola ampiasain'ny mpiteny) ; tajiky (fiteny any Azia Anivo), na dari (any Afganistana).
Jereo koa
Rohy ivelany
- Persian language (Persian)
- Raki-bolana persana-fratsay/frantsay-persana Freelang
- ((en)) Western Farsi (Languages of the World)
- Persian verb conjugator
- Lexiques en persan