Panamà: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.1) (Rôbô Nanova: es:República de Panamá
FoxBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.5) (Rôbô Nanova: es:Panamá
Andalana faha-104: Andalana faha-104:
[[en:Panama]]
[[en:Panama]]
[[eo:Panamo]]
[[eo:Panamo]]
[[es:República de Panamá]]
[[es:Panamá]]
[[et:Panama]]
[[et:Panama]]
[[eu:Panama]]
[[eu:Panama]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 18 Janoary 2012 à 09:32

República de Panamá ((es))
Repoblikan'i Panama ((mg))
Sainan'i Panama mari-piandrianan'i Panama
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : Pro Mundi Beneficio
(Pour le plus grand bien du monde entier)
Teny ofisialy fiteny espaniola
Renivohitra Panamá
Tanàna ngeza indrindra Panamá
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
Repoblika
Ricardo Martinelli
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 115
78 200 km²
2,9%
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 131
3 292 693 mpo.
43 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Panameanina
IDH (2004) Mihakatra 0,832 (ambony) faha 58
Sandam-bola Balboa (PAB)
Faritr'ora UTC -5
Hiram-pirenena Himno Istmeño
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+507


Ny Panamá na Panama dia firenena manana velarantanina 75 640 km² any amin'ny farany atsimon'ny Amerika Afovoany, eo amin'ny ampañalan'i Panama. Mizara sisintany amin'i Costa Rica sy Kolombia izy, faritanin'ny KOlombia Be izy talohan'ny fahaleovantenany tamin'ny 1903. Ny isam-ponin'i Panama dia 3,3 tapitrisa (Des. 2006) ary ny renivohiny dia Panamá.

Etimolojia

Betsaka ny teôria misy momban'ny avian'ny anarana « Panama ». Misy milaza fa avy amina karazan-kazo ny anarana « Panama » ; misy koa ny milaza fa tamin'ny taonan'ny mpanjanatany voalohany tonga tany, betsaka ny lolo amin'ny volana Aogositra ary panamá no anaran'ny lolo amin'ny fiteny tompontany. Ny tena malaza tamin'ireo teôria ireo dia vohitra petrahan'ny mpanjono manana anarana hoe « panama » midika « trondro ».

Jeografia

Ny Panamá dia firenen' Amerika Afovoany, voafaritry ny Ranomasina Karaiba, ny Ranomasimbe Pasifika, ny Kolombia ary ny Costa Rica.

Tantara

Kolontsaina

Toe-karena

Jereo koa

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.