Môzambika: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Luckas-bot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: su:Mosambik
Luckas-bot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: mi:Mohapiki
Andalana faha-61: Andalana faha-61:
[[Sokajy:Firenena]]
[[Sokajy:Firenena]]
[[Sokajy:Mozambika|*]]
[[Sokajy:Mozambika|*]]

[[nso:Mozambique]]


[[af:Mosambiek]]
[[af:Mosambiek]]
Andalana faha-151: Andalana faha-149:
[[ltg:Mozambika]]
[[ltg:Mozambika]]
[[lv:Mozambika]]
[[lv:Mozambika]]
[[mi:Mohapiki]]
[[mk:Мозамбик]]
[[mk:Мозамбик]]
[[ml:മൊസാംബിക്ക്]]
[[ml:മൊസാംബിക്ക്]]
Andalana faha-164: Andalana faha-163:
[[no:Mosambik]]
[[no:Mosambik]]
[[nov:Mozambik]]
[[nov:Mozambik]]
[[nso:Mozambique]]
[[ny:Mozambique]]
[[ny:Mozambique]]
[[oc:Moçambic]]
[[oc:Moçambic]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 1 Janoary 2012 à 02:38

República de Moçambique ((pt))
Repoblikan'i Mozambika ((mg))
Sainan'i Mozambika Mari-piandriani' Mozambika
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny ofisialy Portogey¹
Renivohitra Maputo
13°57′S 33°48′E / 13.950°S 33.800°E / -13.950; 33.800
Tanàna lehibe indrindra Maputo
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
Praiminisitra
Repoblika
Armando Guebuza
Aires Ali
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 36
801 590 km²
2,2
Isam-ponina
 - Tontaliny (2010)
 - hakitroka
faha 52
22 061 451 mpo.
27,5 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Mozambikana,
Mozambikanina
Sandam-bola Metical (MZM)
Faritr'ora UTC +2
Hiram-pirenena Patria Amada
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+258

Endrika:Notes pays

I Mozambika, na Repoblikan'i Mozambika, amin'ny fiteny portogey Moçambique ary República de Moçambique, dia firenena afrikanina eo amin'ny amorontsiraka atsinanan'i Afrika. Ireo firenena mamaritra azy dia i Afrika Atsimo, i Soazilanda, i Zimbabwe, i Zambia, i Malawi ary i Tanzania. Ilay firenena dia zana-tany portogey taloha. Ankehitriny i Mozambika dia firenena mahaleotena miteny portogey, faharoa amin'ny tontolo miteny portogey amin'ny isan'ny mpiteny portogey (aorian'i Brazila), ary fahatelo amin'ilay tontolo portogey amin'ny velarantaniny (aorian'i Angola).

Ankehitriny i Mozambika dia firenena mpikambana ao amin'ny Fikambanan'ny firenena miteny portogey ary firenena mpikambana amin'ny Fikambanana Iraisam-pirenen'i Frankôfônia.

Nandalo tao amin'ny faritra misy an'i Mozambika ankehitriny i Vasco da Gama tamin'ny 1498, fandalovana azontsika vakiana ao amin'ny tononkalo Os Lusíadas ; nanomboka nozanahan'i Pôrtôgaly i Mozambika nanomboka tamin'ny 1505. Nahaleotena tamin'i Pôrtogaly tamin'i 1975 i Mozambika ary lasa Repoblika Entim-bahoakan'i Mozambika taoriana. Nisiana ady an-trano lehibe tao Mozambika nanomboka tamin'ny 1977 hatramin'ny 1992.

Ny anarana Mozambika (Moçambique) dia avy amin'ny anarana arabo Musa ben Mbiki ; mpivarotra arabo izay tonga voalohany tao amin'ny Nosin'i Mozambika.

Ny toe-karen'i Mozambika ankehitriny dia mifototra amin'ny fambolena, asa mampiasa valopolo isan-jaton'ny mponina. Ny ankamaroan'ny vokatra azo avy amin'ny fambolena dia hohanin'ny mpamboly azy. Ny lanjan'ny fambolena ao Mozambika amin'ny PIB dia 25% monja ary anefa ny sampandraharaha mampiasa latsaky ny roapolo isan-jato dia milanja efa-polo isan-jaton'ny PIB. Mihoatra ny vola azo amin'ny famoahana entana mankany ivelany ny vola ilaina amin'ny fanafarana entana avy any ivelany, fa mihakely ny fihatahana. Mitombo ary manomboka milanja ny fidiram-bola avy amin'ny fizahantany, anefa izany mbola latsaky ny mbola mety vita. Nahakely ny fahantrana ao Mozambika ny fahaizana mitantana ny toe-karena amin'ny lafin'ny fanakelezana ny trosa ivelany ary ny fampiasana ny fahaizan'ny olona. Na dia nisy aza ny rivo-doza sy ny safo-drano tamin'ny fanombohan'ny taona 2000, na dia nihena 2,1% aza ny fitomboan'ny PIB, nitombo 7,9% isan-taona ny PIB an'i Mozambika tamin'ny taona 2001-2010 araka ny gazetiboky the Economist ary ny FMI ; mbola hitombo 7,7% isan-taona ny PIB an'i Mozambika ho an'ny taona 2011-2015. Ary anisan'ny firenena mitombo haingana indrindra i Mozambika tamin'ny folo taona lasa teo ary ho an'ny dimy taona ho avy, mbola ho anisan'ny firenena folo hitombo haingana indrindra i Mozambika.

Ankehitriny, na dia misy ihany aza ny ezaka atao hanala ny fahantrana, mbola anisan'ny firenena mahantra indrindra i Mozambika araka ny nambaran'ny gazetiboky maromaro.

Tantara

Tamin'ny taona fovoany, betsaka ny fifanankalozana ataon'ny arabo sy ny perana ao amin'ny amorontsiraka atsinanan'i Afrika ary ao amin'ny amorontsiraka andrefan'i Indonezia. Kapiiteny persana, Ibn Shahriyar, ao amin'ny bokiny Livre des merveilles de l'Inde dia nanoratra ny ny tantaran'i mpivarotra Ibn Lakis tamin'ny 945 nahita "sambo iray arivo" nambarin'ny Waq-Waq avy amin'ny nosy eo alohan'i Sina" nitady entana ary andevo "zeng", teny arabo manonona ireo mponina iaina amin'ny amorontsiraka atsinanan'i Afrika.

Efa nivadika silamo ny ankabeazan'ny mponina.