Fiteny romaniana: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-30: | Andalana faha-30: | ||
Avy any amin'ny latina ny 80%n-ny ten'ny fiteny romana. Misy teny 60 na 300 eo ny teny avy any amin'ny fiteny tirasy. Misy 10 na 15% eo no avy any amin'ny fiteny slavy (Rosy, Poloney sns.) |
Avy any amin'ny latina ny 80%n-ny ten'ny fiteny romana. Misy teny 60 na 300 eo ny teny avy any amin'ny fiteny tirasy. Misy 10 na 15% eo no avy any amin'ny fiteny slavy (Rosy, Poloney sns.) |
||
{{vangovango} |
{{vangovango}} |
||
[[Sokajy:Teny latina]] |
[[Sokajy:Teny latina]] |
||
Endrik'io pejy io tamin'ny 30 Novambra 2011 à 15:33
Endrika:Infobox Language Ny fiteny romana (limba română /'limba ro'mɨnə/ na româneşte /ro'mɨneʃte/) dia teny ofisialin'i Romania. Io fiteny io dia teny voasintona avy amin'ny teny latina (teny indô-eorôpeanina). Misy olona 30 tapitrisa no miteny romana, indrindra any Romania (limba română /'limba ro'mɨnə/) sy any Moldavia (limba moldovenească /'limba mol'doveněaskə/).
Avy any amin'ny latina ny 80%n-ny ten'ny fiteny romana. Misy teny 60 na 300 eo ny teny avy any amin'ny fiteny tirasy. Misy 10 na 15% eo no avy any amin'ny fiteny slavy (Rosy, Poloney sns.)