Ranomasimbe Atlantika: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.6.3) (Rôbô Nanampy: sn:Gungwa reAtlantic
JhsBot (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-65: Andalana faha-65:
[[gl:Océano Atlántico]]
[[gl:Océano Atlántico]]
[[gn:Paraguasu Atlántiko]]
[[gn:Paraguasu Atlántiko]]
[[gu:એટલાન્ટીક મહાસાગર]]
[[gv:Yn Keayn Sheear]]
[[gv:Yn Keayn Sheear]]
[[haw:Moana ʻAkelanika]]
[[haw:Moana ʻAkelanika]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 7 Novambra 2011 à 20:11

Ny ranomaismbe Atlantika miloko manga

Ny ranomasimbe Atlantika dia anisan'ny ranomasimbe dimy eto an-tany. Ny velarantaniny dia misy 106 tapitrisa km², noho izany, izy no ranomasimbe ngeza indrindra ao aorian'ny Ranomasimbe Pasifika. Vokatra ny fisarahan'ny Kontintenta eoro-afrikanina sy Amerikanina ny Ranimasimbe atlantika 180 tapitrisa taona lasa izay. Nandritry ny taonjato maromaro, ny ranomasimbe atlantika ny ranomasina no ranomasina ihaingan'ny fihazana eoropeana. Amin'izao tontolo izao, mbola lalana ifandraisana manan-danja izy ho an'ny firenena manana amorontsiraka amin'io ranomasina io ary manana anjara jeôpôlitika lehibe.

Ny ranomasimbe

Arktika

Atlantika

Antarktika

Indianina

Pasifika
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.