Ranomasimbe Atlantika: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.2+) (Rôbô Nanampy: nso:Atlantic Ocean |
Sary |
||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
[[Sary:Océan Atlantique.png|thumb|240px|ankavanana|Ny ranomaismbe Atlantika miloko manga]] |
[[Sary:Océan Atlantique.png|thumb|240px|ankavanana|Ny ranomaismbe Atlantika miloko manga]] |
||
[[Sary:View from Low Beach, Nantucket MA.jpg|thumb|240px]] |
|||
Ny [[ranomasimbe Atlantika]] dia anisan'ny [[ranomasimbe]] dimy eto an-tany. Ny velarantaniny dia misy 106 tapitrisa km², noho izany, izy no ranomasimbe ngeza indrindra ao aorian'ny Ranomasimbe Pasifika. Vokatra ny fisarahan'ny Kontintenta eoro-afrikanina sy Amerikanina ny Ranimasimbe atlantika 180 tapitrisa taona lasa izay. Nandritry ny taonjato maromaro, ny ranomasimbe atlantika ny ranomasina no ranomasina ihaingan'ny fihazana eoropeana. Amin'izao tontolo izao, mbola lalana ifandraisana manan-danja izy ho an'ny [[firenena]] manana amorontsiraka amin'io ranomasina io ary manana anjara jeôpôlitika lehibe. |

Endrik'io pejy io tamin'ny 3 Novambra 2011 à 00:04
Ny ranomasimbe Atlantika dia anisan'ny ranomasimbe dimy eto an-tany. Ny velarantaniny dia misy 106 tapitrisa km², noho izany, izy no ranomasimbe ngeza indrindra ao aorian'ny Ranomasimbe Pasifika. Vokatra ny fisarahan'ny Kontintenta eoro-afrikanina sy Amerikanina ny Ranimasimbe atlantika 180 tapitrisa taona lasa izay. Nandritry ny taonjato maromaro, ny ranomasimbe atlantika ny ranomasina no ranomasina ihaingan'ny fihazana eoropeana. Amin'izao tontolo izao, mbola lalana ifandraisana manan-danja izy ho an'ny firenena manana amorontsiraka amin'io ranomasina io ary manana anjara jeôpôlitika lehibe.
Ny ranomasimbe | ||||
Arktika |
Atlantika |
Antarktika |
Indianina |
Pasifika |