Vancouver: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.4) (Rôbô Nanampy: pa:ਵੈਂਕੂਵਰ
HRoestBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.5) (Rôbô Nanova: la:Vancuverium
Andalana faha-68: Andalana faha-68:
[[ku:Venkûver]]
[[ku:Venkûver]]
[[kw:Vancouver]]
[[kw:Vancouver]]
[[la:Vancuverium (Columbia Britannica)]]
[[la:Vancuverium]]
[[lb:Vancouver]]
[[lb:Vancouver]]
[[lmo:Vancouver]]
[[lmo:Vancouver]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 24 Oktobra 2011 à 08:59

Ny tanànan'ny Vancouver
Ny fisian'i Vancouver

Vancouver dia tanàna eo amorontsiraka ao amin'ny Lower Mainland ao amin'ny Kolombia Britanika, any Kanada. Ny anarany dia avy amin'ny kapteny britanika George Vancouver, nihazana io toerana io tamin'ny 1790. Ny anarana Vancouver dia avy amin'ny teny holandey « van Coevorden » midika olona iray avy any Coevorden, tanàna any Holandy.

Vanvouver dia tanàna ngeza indrindra any andrefan'i Kanada, ny laharany any Kanada dia tanàna ngeza indrindra fahatelo, ary tanàna mandroso indrindra any Kanada. Araka ny fanisana tamin'ny 2006, Vancouver dia manana isam-ponina 2,1 tapitrisa mponina. Maro fiaviana ny olona mipetraka ao, ary 52%-n'ny mponina ao no tsy manana teny anglisy tenin-dreny.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Endrika:Lien BA