Ranomasina Baltika: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
fanitsiana madinidinika
Andalana faha-5: Andalana faha-5:
== Fihaviana ==
== Fihaviana ==


Ny ranomasina Baltika dia, tamin'ny voalohany, velaran-dranomamy lehibe vokatry ny fitsonihan'ny ranomandry nandrakotra an'i [[Eoropa Avaratra]] tamin'ny [[Taona Mangatsiaka]] farany iray alina taona lasa izay. Tsy nikasika ny Ranomasina ilay velaran-drano tamin'ny voalohany. Nivadika ranomasina ny ranomasina Baltika tamin'ny faran'ny taon'ny ranomandry.
Ny ranomasina Baltika dia, tamin'ny voalohany, velaran-dranomamy lehibe vokatry ny fitsonihan'ny ranomandry nandrakotra an'i [[Eoropa Avaratra]] tamin'ny [[Taona Mangatsiaka]] farany iray alina taona lasa izay. Tsy nikasika ny Ranomasina ilay velaran-drano tamin'ny voalohany. Nivadika ranomasina ny ranomasina Baltika tamin'ny faran'ny Taona Mangatsiaka.

== Jeografia ==



{{vangovango}}
{{vangovango}}

Endrik'io pejy io tamin'ny 5 Oktobra 2011 à 18:59

Ny ranomasina Baltika (sarin'i NASA)

Ny ranomasina Baltika dia ranomasina iray eo amin'ny faritra Avaratr'i Eoropa. Ny firenena manana amorontsiraka amin'ny ranomasina Baltika dia i Alemaina, Danmarka, Rosia, Soeda, Finlandy, Litoania, Estonia, Letônia ary Polonia. Zato tapitrisa no isan'ny mponina miaina manodidon'ny Ranomasina Baltika.

Fihaviana

Ny ranomasina Baltika dia, tamin'ny voalohany, velaran-dranomamy lehibe vokatry ny fitsonihan'ny ranomandry nandrakotra an'i Eoropa Avaratra tamin'ny Taona Mangatsiaka farany iray alina taona lasa izay. Tsy nikasika ny Ranomasina ilay velaran-drano tamin'ny voalohany. Nivadika ranomasina ny ranomasina Baltika tamin'ny faran'ny Taona Mangatsiaka.

Jeografia

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.