Ranomasina Baltika: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « 170px|thumb|ankavanana|Ny ranomasina Baltika (sarin'i NASA) Ny '''ranomasina Baltika''' dia ranomasina iray ... » |
fanitsiana madinidinika |
||
Andalana faha-5: | Andalana faha-5: | ||
== Fihaviana == |
== Fihaviana == |
||
Ny ranomasina Baltika dia |
Ny ranomasina Baltika dia, tamin'ny voalohany, velaran-dranomamy lehibe vokatry ny fitsonihan'ny ranomandry nandrakotra an'i [[Eoropa Avaratra]] tamin'ny [[Taona Mangatsiaka]] farany iray alina taona lasa izay. Tsy nikasika ny Ranomasina ilay velaran-drano tamin'ny voalohany. Nivadika ranomasina ny ranomasina Baltika tamin'ny faran'ny taon'ny ranomandry. |
||
{{vangovango}} |
{{vangovango}} |
Endrik'io pejy io tamin'ny 5 Oktobra 2011 à 18:56
Ny ranomasina Baltika dia ranomasina iray eo amin'ny faritra Avaratr'i Eoropa. Ny firenena manana amorontsiraka amin'ny ranomasina Baltika dia i Alemaina, Danmarka, Rosia, Soeda, Finlandy, Litoania, Estonia, Letônia ary Polonia. Zato tapitrisa no isan'ny mponina miaina manodidon'ny Ranomasina Baltika.
Fihaviana
Ny ranomasina Baltika dia, tamin'ny voalohany, velaran-dranomamy lehibe vokatry ny fitsonihan'ny ranomandry nandrakotra an'i Eoropa Avaratra tamin'ny Taona Mangatsiaka farany iray alina taona lasa izay. Tsy nikasika ny Ranomasina ilay velaran-drano tamin'ny voalohany. Nivadika ranomasina ny ranomasina Baltika tamin'ny faran'ny taon'ny ranomandry.