Namibia: Fahasamihafan'ny versiona
Aucun résumé des modifications |
k Rôbô Nanampy: ltg:Namibeja |
||
Andalana faha-136: | Andalana faha-136: | ||
[[ln:Namibia]] |
[[ln:Namibia]] |
||
[[lt:Namibija]] |
[[lt:Namibija]] |
||
[[ltg:Namibeja]] |
|||
[[lv:Namībija]] |
[[lv:Namībija]] |
||
[[mk:Намибија]] |
[[mk:Намибија]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 12 Septambra 2011 à 22:37
Republic of Namibia ((en)) | |||||
{{{nom_malgache}}} ((mg)) | |||||
| |||||
Teny ofisialy | anglisy[1] | ||||
Renivohitra | Windhoek 22°33′47″S 17°04′43″E / 22.563056°S 17.078611°E | ||||
Tanàna lehibe indrindra | Windhoek | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha Praiminisitra |
Repoblika Hifikepunye Pohamba Nahas Angula | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 34 825 418 km² Azo tsy raharahiana | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 142 2 088 669 mpo. 2,5 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Namibianina, namibiana | ||||
Sandam-bola | Dollar namibiana (NAD )
| ||||
Faritr'ora | UTC +1 (heure d'été +2) | ||||
Hiram-pirenena | Namibia, Land of the Brave | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+264
|
I Namibia na Repoblikan'i Namidia (amin'ny fiteny anglisy Namibia ary Republic of Namibia, amin'ny fiteny alemana Namibia ary Republik Namibia, ary amin'ny fiteny afrikaans Namibië ary Republiek van Namibië) dia firenena ao atsimon'i Afrika. Ny faritany misy an'i Namibia ankehitriny dia nitondra ny anarana Atsimo Andrefana afrikana, zanatany alemana, ary taty aoriana protectorat an'i Afrika Atsimo. Firenena mahaleotena i Namibia hatry ny tamin'ny 21 Martsa 1990. Ny firenena mamaritra azy dia i Angola any avaratra, ny Repoblikan'i Afrika Atsimo any atsimony, ny Botswana any atsinanay ary ny Zimbabwe ary i Zambia any avaratra andrefany.
Ny renivohiny dia Windhoek, renivohitry ny zanatany alemana an'i Atsimo andrefana afrikanina taloha. Ny dikan'i Windhoek amin'ny fiteny afrikaans dia 'toerana tsofon'ny rivotra'. Telo hetsy eo ho eo ny isam-ponina any Windhoek, izany hoe eo amin'ny folo isan-jaton'ny isam-ponina manontolo eo ho eo (roa tapitrisa mponina).
- ↑ Andininy fahatelon'ny lalampanorenana