Abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena: Fahasamihafan'ny versiona
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: nds:Internatschonal Phoneetsch Alphabet |
k r2.6.4) (Rôbô Nanova: ia:Alphabeto phonetic international |
||
Andalana faha-104: | Andalana faha-104: | ||
[[hu:Nemzetközi fonetikai ábécé]] |
[[hu:Nemzetközi fonetikai ábécé]] |
||
[[hy:Միջազգային հնչյունական այբուբեն]] |
[[hy:Միջազգային հնչյունական այբուբեն]] |
||
[[ia:Alphabeto |
[[ia:Alphabeto phonetic international]] |
||
[[id:Alfabet Fonetis Internasional]] |
[[id:Alfabet Fonetis Internasional]] |
||
[[is:Alþjóðlega hljóðstafrófið]] |
[[is:Alþjóðlega hljóðstafrófið]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Aogositra 2011 à 20:43
Ny abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena afohezina API amin'ny fiteny frantsay, na IPA amin'ny fiteny anglisy, dia abidy ampiasaina ho an'ny fanoratana ny feon'ny fiteny tetenina. Izy io dia tsy hoatry ny fomba fanoratana an'ny vondrom-piteny, ny AAI dia abidy natao mba handrakotra ny ankapoben'ny fiteny rehetra. Navelatry ny mandinika rafi-peo frantsay sy britanika ho an'ny Fikambanana ara-drafipeo iraisam-pirenena, navoaka tamin'ny 1888 izy. Natao tamin'ny 2005 ny famerenana farany.
Tantara
Ny AAi dia noforonin'ny mpampianatra britanika sy frantsay taritin'i Paul Passy ho an'ny fikambanana ara-drafipeo iraisam-pirenena, noforonina tany Paris tamin'ny 1886 ary nitondra Dhi Fonètik Tîcerz' Asóciécon. Ny santiôna voalohan'ny AAI, navoaka tamin'ny 1888, dia avy amin'ny abidy rômikan'i Henry Sweet, io avy amin'ny abidy manara-peon' Isaac Pitma, sy Alexander John Ellis.
Naverina in-dimy ny AAI, tamin'ny 1900, 1932, 1989, 1993 ary tamin'ny 2005.
Fototra
Ny isan'ny mariky ny AAI dia misy 118 ary io mandrakotra ny feo miseho matetiika amin'ny fitenin'ny olomelona. Ny litera ampiasaina dia avy amin'ny litera grika na latina. Ireo litera ireo no avadibadika sy ovaovaina. Mba hanome ny litera toy izao : ɾ, ɽ, ɺ, ɹ (avy amin'ny r) ; ɘ, ə (avy amin'ny e). Ny feo tsy dia mitranga matetika dia soratana avy amin'ny litera efa misy ary ampiana diakritika iray na maromaro (miisa 76) eo amin'ny lohavy lohany : ohatra, ny b an'ny fiteny Espaniola caber dia soratana [β̞] fa tsy [β]. Misy koa litera manokana hanoratana ny feo toy ny tsindrim-peo : [ˈdʊl·dn̩], fanoratana amin'ny AAI ny matoanteny alemana dulden.
Ny Abidy ampiasain'ny AAI
Famisavisana ilay abidy
Unicode
Jereo koa
Litera | Feo |
---|---|
b | b |
p | p |
m | m |
f | f |
v | v |
d | d |
t | t |
s | s |
z | z |
ts | ts |
j | dz |
tr | ʈʂ |
dr | ɖʐ |
r | r |
l | l |
n | n |
ñ | ŋ |
k | k na kj |
g | g na gj |
h | h |
Litera | Feo |
---|---|
a | a |
i | i |
e | e |
o | u |
ô | o |
Rohy ivelany
Amin'ny fiteny frantsay
- ((en)) Site officiel de l’Association phonétique internationale
- API en HTML
- tableau officiel
- liste des symboles officiels
- machine à écrire phonétique interactive
- versions étendues de l’API
- Endrika:ExpIPA, système de Luciano Canepari : 500 symboles basiques, 300 complémentaires, et 200 supplémentaires (documents PDF en anglais et en italien ; traduction française du chapitre sur le français)
- Enregistrements vidéo des sons de l'API sur le site de l'université de Sheffield.
- API en Unicode sur le site du consortium Unicode (documents PDF en français) :
- [pdf] Commandes C0 et latin de base
- [pdf] Commandes C1 et supplément Latin-1
- [pdf] Latin étendu A
- [pdf] Latin étendu B
- [pdf] Alphabet phonétique international
- [pdf] Lettres modificatives avec chasse
- [pdf] Diacritiques
- [pdf] Grec et copte
- [pdf] Arménien
- [pdf] Lettres modificatives de ton
- [pdf] Supplément latin étendu
- ((fr)) Présentation du codage de caractères phonétiques à l'aide d'Unicode, à l'usage des novices.
- [pdf] Tout l'API en une page
- Tableau API des consonnes et voyelles avec audio et exemples par le Laboratoire de Phonétique Expérimentale de l'Université de Turin, Italie
- Editeur de transcriptions API par le Laboratoire de Phonétique Expérimentale de l'Université de Turin, Italie