Eorôpa: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Movses-bot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.2) (Rôbô Nanampy: xmf:ევროპა
k Robot : Changement de type cosmétique
Andalana faha-15: Andalana faha-15:


* [[Vondrona Eoropeanina]]
* [[Vondrona Eoropeanina]]
[[bjn:Irupa]]
[[frr:Euroopa]]
[[gag:Evropa]]
[[kbd:Еуропэ]]
[[koi:Европа]]
[[ltg:Europa]]
[[pfl:Europa]]
[[rue:Европа]]
[[xmf:ევროპა]]


[[Sokajy:Jeografia]]
[[Sokajy:Jeografia]]
Andalana faha-43: Andalana faha-52:
[[bg:Европа]]
[[bg:Европа]]
[[bi:Yurop]]
[[bi:Yurop]]
[[bjn:Irupa]]
[[bm:Eropa]]
[[bm:Eropa]]
[[bn:ইউরোপ]]
[[bn:ইউরোপ]]
Andalana faha-82: Andalana faha-90:
[[fr:Europe]]
[[fr:Europe]]
[[frp:Eropa]]
[[frp:Eropa]]
[[frr:Euroopa]]
[[fur:Europe]]
[[fur:Europe]]
[[fy:Jeropa]]
[[fy:Jeropa]]
[[ga:An Eoraip]]
[[ga:An Eoraip]]
[[gag:Evropa]]
[[gd:An Roinn-Eòrpa]]
[[gd:An Roinn-Eòrpa]]
[[gl:Europa]]
[[gl:Europa]]
Andalana faha-119: Andalana faha-125:
[[kaa:Evropa]]
[[kaa:Evropa]]
[[kab:Turuft]]
[[kab:Turuft]]
[[kbd:Еуропэ]]
[[kg:Mputu]]
[[kg:Mputu]]
[[kk:Еуропа]]
[[kk:Еуропа]]
Andalana faha-126: Andalana faha-131:
[[kn:ಯುರೋಪ್]]
[[kn:ಯುರೋಪ್]]
[[ko:유럽]]
[[ko:유럽]]
[[koi:Европа]]
[[krc:Европа]]
[[krc:Европа]]
[[ksh:Europa]]
[[ksh:Europa]]
Andalana faha-144: Andalana faha-148:
[[lo:ເອີລົບ]]
[[lo:ເອີລົບ]]
[[lt:Europa]]
[[lt:Europa]]
[[ltg:Europa]]
[[lv:Eiropa]]
[[lv:Eiropa]]
[[map-bms:Eropah]]
[[map-bms:Eropah]]
Andalana faha-179: Andalana faha-182:
[[pcd:Urope]]
[[pcd:Urope]]
[[pdc:Eiropaa]]
[[pdc:Eiropaa]]
[[pfl:Europa]]
[[pih:Urup]]
[[pih:Urup]]
[[pl:Europa]]
[[pl:Europa]]
Andalana faha-194: Andalana faha-196:
[[roa-tara:Europe]]
[[roa-tara:Europe]]
[[ru:Европа]]
[[ru:Европа]]
[[rue:Европа]]
[[rw:Burayi]]
[[rw:Burayi]]
[[sa:यूरोप्]]
[[sa:यूरोप्]]
Andalana faha-249: Andalana faha-250:
[[wuu:欧洲]]
[[wuu:欧洲]]
[[xal:Европ]]
[[xal:Европ]]
[[xmf:ევროპა]]
[[yi:אייראפע]]
[[yi:אייראפע]]
[[yo:Europe]]
[[yo:Europe]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 13 Aogositra 2011 à 23:25

Eoropa
Eoropa

Ny Eoropa dia tenenina matetika fa anisan'ny kontinenta enina misy eto an-tany. Izy io dia ny faritra andrefan' Eorazia, faritra avaratry ny kontinentan' Afrô-Eorazia, arakaraky ny fomba fijery. Ny solonanarany dia koe « Tontolo Antitra », satria mifanohitra amin'ny « Tontolo Vao » (ny Amerika). Ao Eoropa dia misy kolontsaina maromaro manana fianjadiana ary lova iraisany.

Ny Eoropa dia kontinenta faharoa kely indrindra eto an-tany amin'ny lafin'ny velarantaniny (10,18 tapitrisa kilometatra efa-mira), na 2%-n'ny velarana tontalin'ny tany na 6,8%-n'ny velarantany tontaliny. Misy firenena fimampolo ao Eoropa, ary ny Rosia no ngeza indrindra amin'ireo na amin'ny lafin'ny isam-ponina na amin'ny lafin'ny velarantaniny, ary ny Vatikana no firenena kely indrindra amin'ireo, na amin'ny lafin'ny isam-ponina na amin'ny lafin'ny velarantany. Ny Vatikana koa no firenena kely indrindra eto an-tany.

Araka ny firenena mikambana, ny anajara ara-isam-ponin' Eoropa dia mety milatsaka ho 7% amin'ny 2050. Kanefa tamin'ny 1900, 25% no anjarany.

Sary:Tempolin' Apollo (2c).jpg
Ny Tampolin' Apollo
Sary:Saritan'ny Empira Romana.jpg
Ny Empira Romana tamin'izy nivelatra indrindra

Any Eoropa, ny Grisy taloha no toerana nahaterahan'ny kolontsaina eoropeana. Nahazo lanja ny firenena eoropeana tamin'ny taonjato faha 16, indrindra teo aorian'ny fitombohan'ny kôlônialisma. Teo anelanealn'ny taonjato faha 16 sy ny taonjato faha 20, ny hery eoropeana dia nanana zanatany tany Amerika, indrindra tamin'ny taonjato faha 17-18, ny ankabeazann' Afrika, ny Oseania, ary ny singa avaratra sy atsimon' Azia. Ny Ady lehibe rehetra dia niainga avy tao Eoropa, nampahazo lanja ny Etazonia sy ny Vondrona Sovietika teo anivon'ny taonjato faha 20. Nandritry ny Ady mangatsiaka, voazara roa ny Eoropa : ny faritra andrefana dia ao amin'ny OTAN ary ny faritra atsinanana dia entin'ny Fifaneken'i Varsôvia, nampidy ny Fiaro Vy na « Rideau de Fer » amin'ny teny frantsay.

Jereo Koa

ak:Yurop