Mpikambana:Hery: Fahasamihafan'ny versiona
k - [ ] |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-15: | Andalana faha-15: | ||
Ok, ny [http://namana.serasera.org serasera.org] no anton-draharahako andro sy alina faly aho raha mba tohananareo io tetikasa serasera.org io. |
Ok, ny [http://namana.serasera.org serasera.org] no anton-draharahako andro sy alina faly aho raha mba tohananareo io tetikasa serasera.org io. |
||
Ny fandrotsahana fanampiana ho an'ny serasera.org dia [https://www.paypal.com/xclick/business=hery%40tim.it&item_name=Fanampiana+Serasera&item_number=200502&no_shipping=0&no_note=1&tax=0&currency_code=EUR&lc=FR jereo eto |
Ny fandrotsahana fanampiana ho an'ny serasera.org dia [https://www.paypal.com/xclick/business=hery%40tim.it&item_name=Fanampiana+Serasera&item_number=200502&no_shipping=0&no_note=1&tax=0&currency_code=EUR&lc=FR jereo eto] |
||
Mbola hitohy |
Mbola hitohy |
Endrik'io pejy io tamin'ny 4 Mey 2005 à 12:52
Takelak'i Hery - tsy ofisialy :-)
Eto amin'ity takelaka ity no hahitanao ny momba ny fandroson'ny asa ataoko, sary vitsivitsy sy ny sisa... Raha te hanana takelaka tahaka ity ianao dia jereo eto
Iza i Hery ?
Izaho izany no Heriniaina Eugene Zanak'i Rakotoarisoa Eugène (Je suis fier d'être son fils). Tsalo pur ((Hozy i dadanay fa tsy dia tena haiko ny dikany :-) )) avy any Antanisoa akaikin'i Mamoeramanjaka ((firaisan'i Morafeno, Fivondronan'Arivonimamo, Distrikan'i Miarinarivo, Faritanin'Antananarivo ao Madagasikara - Afrika - Planeta Tany - Galaksia Masoandro)). Teraka tany amin'ny 31 desambra (Tsipazo biz'oroka :-) rehefa faran'ny taona). Ny teny manentana anah dia ilay hoe Tsiky dia ampy (anah io :-) ). Mazava ho azy fa tsy mety tezitra (mody tezitra fotsiny indraindray). Zah (oups mizahozaho eto) dia mbola mpianatra kalongany... mipetraka eto Roma - Italia. Mbola tsy miasa fa raha misy asa tsaratsara any akaikin-dRavalomanana any dia mody aho :-p ... Ok, ny serasera.org no anton-draharahako andro sy alina faly aho raha mba tohananareo io tetikasa serasera.org io. Ny fandrotsahana fanampiana ho an'ny serasera.org dia jereo eto Mbola hitohy |