Nord-Pas-de-Calais: Fahasamihafan'ny versiona
k fanitsiana |
k r2.7.1) (Rôbô Nanova: fa:نور پادوکاله |
||
Andalana faha-32: | Andalana faha-32: | ||
[[et:Nord–Pas-de-Calais]] |
[[et:Nord–Pas-de-Calais]] |
||
[[eu:Nord-Pas-de-Calais]] |
[[eu:Nord-Pas-de-Calais]] |
||
[[fa: |
[[fa:نور پادوکاله]] |
||
[[fi:Nord-Pas-de-Calais]] |
[[fi:Nord-Pas-de-Calais]] |
||
[[fr:Nord-Pas-de-Calais]] |
[[fr:Nord-Pas-de-Calais]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 27 Jolay 2011 à 21:00
I Nord-Pas-de-Calais na Nord-Pas de Calais dia faritany any amin'ny farany avaratr'i Frantsa. Ireo faritra manodidona dia i Picardie any atsimo, ny Manche ary ny Ranomasina Avaratra ary ny Fanjakana Mitambatra ary i Beljika any avaratra andrefany. Roa ny isan'ny departemanta ao amin'io faritra io. Ny hakitroky ny mponina dia 326 mpo./km² ary i Nord-Pas-de-Calais no anisan'ny faritra eoropeana ambony hakitroka indrindra.
Ny faritr'i Nord-Pas-de-Calais ankehitriny dia nivadika frantsay tamin'ny taona 1713 ary ny anarany tamin'izany fotoana izay dia ny Nederlandy Frantsay (Pays-Bas franaçais). Ny faritany ara-tantara an'i Nord-Pas-de-Calais dia i Artois, i Boulonnais (lasan'i Picardie tamin'ny 1477), i Cambrésis, i Valandera ary i Hainaut, fiantsoam-paritany mbola ampiasaina be amin'izao fotoana izao.
Ny PIB manontolon'i Nord-Pas-de-Calais dia 86,7 miliara Euro, ary ny faritan'i Nord-Pas-de-Calais no faritany fahaefatra manankarena indrindra ao Frantsa.