Mexico: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
CocuBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.1) (Rôbô Nanampy: kk:Мехико
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.4) (Rôbô Nanampy: ckb:مەکسیکۆ سیتی
Andalana faha-47: Andalana faha-47:
[[bs:Ciudad de México]]
[[bs:Ciudad de México]]
[[ca:Ciutat de Mèxic]]
[[ca:Ciutat de Mèxic]]
[[ckb:مەکسیکۆ سیتی]]
[[cs:Ciudad de México]]
[[cs:Ciudad de México]]
[[cv:Мехико]]
[[cv:Мехико]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 15 Jolay 2011 à 19:53

Mexico
-
Velarantany NC
Isam-ponina 8 720 916 mponina
Tanànan-dehibe 19 239 910
Ben'ny tanàna NC
Firenena Meksika
Faritany Distrikan'i Mexico
Faritra NC

Ny Mexico (amin'ny fiteny espaniola ciudad de México : tananan'i Mexico) dia renivohitr'i Meksika. Izy no tanàna be olona indrindra any Meksika. Any ampivoan'i Meksika ny misy azy, ao amin'ny sahan'i Mexico, havoana manana haabo-na 2250 metatra, voafaritra amina tendrona manana haabo 5 km.

Natsangan'ny Mexicas (Azteka) tamin'ny taona 1325 ny tanànan'i Mexico ankehitriny, fa rava tanteraka ilay tanàna azteka taloha tamin'ny naharesen'ny espaniola an'ny Azteka tamin'ny taonjato faha 16.

Tononina Distrikan'i Mexico ilay tanàna mba tsy hifangaro anarana amin'ny firenen'i Mexico sy ny faritanin'i Mexico.

Efa ampiasaina hanonona ny olona mipetraka any Meksika ny meksikanina, tsy manana anarana hanonona ny olona miaina any Mexico ny fiteny malagasy.

Toe-tany

Ao amin'ny Distrika Federany any ampivoan'i Meksika ny mis an'i Mexico. Misy fivondronana 16 io distrika io [[arz:ميكسيكو سيتى]

Endrika:Link FA