Vondrona Eorôpeana: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.2) (Rôbô Nanampy: rue:Европска унія |
k r2.6.5) (Rôbô Nanova: jv:Uni Éropah |
||
Andalana faha-102: | Andalana faha-102: | ||
[[ja:欧州連合]] |
[[ja:欧州連合]] |
||
[[jbo:ropno gunma]] |
[[jbo:ropno gunma]] |
||
[[jv:Uni |
[[jv:Uni Éropah]] |
||
[[ka:ევროპის კავშირი]] |
[[ka:ევროპის კავშირი]] |
||
[[kk:Еуропалық одақ]] |
[[kk:Еуропалық одақ]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 10 Jolay 2011 à 13:25
Vondrona anelanelan'ny Governemanta maro ny Vondrona Eorôpeanina (VE). Misy firenena 27 ao anatiny.
Voaforona tamin'ny 7 febroary 1992 izy, tamin'ny nahasoniavan'ny dina ny Maastricht ny firenena eorôpeanina 12 avy, efa mpikambana ny CEE na EEC .
30,82% ny PIB eto an'tany dia any Eoropa no misy azy, io ny tsena ekônomika ngeza indrindra eto an'tany. Union douanière ny Vondrona Eorôpeanina, ary misy firenena 15 nahamafy ny fiara-fiasana ao anatin'ny fikambanana am-bola sy ara-toe-karena, ilay faritra Euro. Misy firenena mizaran'ilay vola tokana ny Euro (€)
Tantara
Ny CEE
Niteraka ny CEE tamin'ny voasonia tamin'ny 25 Martsa 1957 tany Roma any amin'ny Capitole ; hita ohatran'ny tsena iraisana izy.
Ny Vondrona Eoropeanina
Jereo Koa/Amboary
Rohy Ivelany
- ((fr)) Tranonkala ofisialy ny FE