Nord-Pas-de-Calais: Fahasamihafan'ny versiona
k r2.6.4) (Rôbô Nanampy: pnb:اتلا کالے |
k fanitsiana |
||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
[[Sary:Nord-Pas-de-Calais region locator map.svg|240px|ankavanana|thumb|Ny faritan'i Nord-Pas-de-Calais ao Frantsa (miloko mena).]] |
[[Sary:Nord-Pas-de-Calais region locator map.svg|240px|ankavanana|thumb|Ny faritan'i Nord-Pas-de-Calais ao [[Frantsa]] (miloko mena).]] |
||
I '''Nord-Pas-de-Calais''' na ''Nord-Pas de Calais'' dia faritany any amin'ny farany avaratr'i [[Frantsa]]. Ireo faritra manodidona dia i Picardie any atsimo, ny [[Manche]] ary ny [[Ranomasina Avaratra]] ary ny [[Fanjakana Mitambatra]] ary i [[Beljika]] any avaratra andrefany. Roa ny isan'ny departemanta ao amin'io faritra io. Ny hakitroky ny mponina dia 326 mpo./km² ary i Nord-Pas-de-Calais no anisan'ny faritra eoropeana ambony hakitroka indrindra. |
I '''Nord-Pas-de-Calais''' na ''Nord-Pas de Calais'' dia [[faritany]] any amin'ny farany avaratr'i [[Frantsa]]. Ireo [[faritra]] manodidona dia i Picardie any atsimo, ny [[Manche]] ary ny [[Ranomasina Avaratra]] ary ny [[Fanjakana Mitambatra]] ary i [[Beljika]] any avaratra andrefany. Roa ny isan'ny departemanta ao amin'io [[faritra]] io. Ny hakitroky ny mponina dia 326 mpo./km² ary i Nord-Pas-de-Calais no anisan'ny [[faritra]] eoropeana ambony hakitroka indrindra. |
||
Ny faritr'i Nord-Pas-de-Calais ankehitriny dia nivadika frantsay tamin'ny taona 1713 ary ny anarany tamin'izany fotoana izay dia ny Nederlandy Frantsay (''Pays-Bas franaçais''). Ny faritany ara-tantara an'i Nord-Pas-de-Calais dia i [[Artois]], i [[Boulonnais]] (lasan'i [[Picardie]] tamin'ny 1477), i [[Cambrésis]], i [[Valandera]] ary i [[Hainaut]], fiantsoam-paritany mbola ampiasaina be amin'izao fotoana izao. |
Ny faritr'i Nord-Pas-de-Calais ankehitriny dia nivadika frantsay tamin'ny taona 1713 ary ny anarany tamin'izany fotoana izay dia ny Nederlandy Frantsay (''Pays-Bas franaçais''). Ny [[faritany]] ara-tantara an'i Nord-Pas-de-Calais dia i [[Artois]], i [[Boulonnais]] (lasan'i [[Picardie]] tamin'ny 1477), i [[Cambrésis]], i [[Valandera]] ary i [[Hainaut]], fiantsoam-paritany mbola ampiasaina be amin'izao fotoana izao. |
||
Ny PIB manontolon'i Nord-Pas-de-Calais dia 86,7 miliara [[Euro]], ary ny faritan'i Nord-Pas-de-Calais no faritany fahaefatra manankarena indrindra ao Frantsa. |
Ny PIB manontolon'i Nord-Pas-de-Calais dia 86,7 miliara [[Euro]], ary ny faritan'i Nord-Pas-de-Calais no [[faritany]] fahaefatra manankarena indrindra ao Frantsa. |
||
{{vangovango}} |
{{vangovango}} |
Endrik'io pejy io tamin'ny 21 Jiona 2011 à 18:33
I Nord-Pas-de-Calais na Nord-Pas de Calais dia faritany any amin'ny farany avaratr'i Frantsa. Ireo faritra manodidona dia i Picardie any atsimo, ny Manche ary ny Ranomasina Avaratra ary ny Fanjakana Mitambatra ary i Beljika any avaratra andrefany. Roa ny isan'ny departemanta ao amin'io faritra io. Ny hakitroky ny mponina dia 326 mpo./km² ary i Nord-Pas-de-Calais no anisan'ny faritra eoropeana ambony hakitroka indrindra.
Ny faritr'i Nord-Pas-de-Calais ankehitriny dia nivadika frantsay tamin'ny taona 1713 ary ny anarany tamin'izany fotoana izay dia ny Nederlandy Frantsay (Pays-Bas franaçais). Ny faritany ara-tantara an'i Nord-Pas-de-Calais dia i Artois, i Boulonnais (lasan'i Picardie tamin'ny 1477), i Cambrésis, i Valandera ary i Hainaut, fiantsoam-paritany mbola ampiasaina be amin'izao fotoana izao.
Ny PIB manontolon'i Nord-Pas-de-Calais dia 86,7 miliara Euro, ary ny faritan'i Nord-Pas-de-Calais no faritany fahaefatra manankarena indrindra ao Frantsa.