Mpikambana:Bot-Jagwar: Fahasamihafan'ny versiona
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-4: | Andalana faha-4: | ||
Aza ampiasaina ny pejin-dresany, satria izy tsy olombelona ary mbola tsy naitatra ny fahaizany mba hamaky ny hafatra hapetrakao ! |
Aza ampiasaina ny pejin-dresany, satria izy tsy olombelona ary mbola tsy naitatra ny fahaizany mba hamaky ny hafatra hapetrakao ! |
||
== Fotoana andehanan'ity rôbô ity == |
|||
Ity rôbô ity dia miasa eto amin'i Wikipedia malagasy ary any amin'i Wikibolana amin'ny teny malagasy. Tsy dia miasa firy any aminny Wiki hafa izy satria tsy manana ny sata rôbô amin'ny fomba ofisialy, ary tsy ampiasaina any mba tsy ho hitan'ny be sy ny maro amin'ny fanovana farany ny fanampiana rohy ataon'ity rôbô ity, satria manelingelina ny famakiana. |
|||
Ny asa ataon'i Bot-Jagwar eto amin'i Wikipedia malagasy amin'ny ankapobeny dia mamorona lahatsoratra, manao asa fanoloana ary manao asa fanampiana rohy interwiki mba hampahalala izay mpamaky mety mahay teny malagasy ny fisian'ny santiôna malagasin'ilay lahatsoratra vangiany amin'ny fiteny vahiny. |
|||
{{bot|Jagwar|mg}} |
{{bot|Jagwar|mg}} |
Endrik'io pejy io tamin'ny 9 Jiona 2011 à 20:34
fr-0 | Cet utilisateur ne comprend pas le français (ou ne le comprend pas sans grande difficulté). |
python-N | Python no nibeazan'ity mpikambana ity. |
I Bot-Jagwar dia kaonty atao hoe rôbô ; izany hoe kaonty iray nosokafana ary manana ny sata (statut) rôbô mba handefasana ny rindrankajy Pywikipedia rindrankajy iray soratana amin'i Python ary alefa amin'ny alàlan'i baiko MS-DOS) ary mba tsy hameno ny pejy manokana momban'ny fanovana farany.
Aza ampiasaina ny pejin-dresany, satria izy tsy olombelona ary mbola tsy naitatra ny fahaizany mba hamaky ny hafatra hapetrakao !
Fotoana andehanan'ity rôbô ity
Ity rôbô ity dia miasa eto amin'i Wikipedia malagasy ary any amin'i Wikibolana amin'ny teny malagasy. Tsy dia miasa firy any aminny Wiki hafa izy satria tsy manana ny sata rôbô amin'ny fomba ofisialy, ary tsy ampiasaina any mba tsy ho hitan'ny be sy ny maro amin'ny fanovana farany ny fanampiana rohy ataon'ity rôbô ity, satria manelingelina ny famakiana.
Ny asa ataon'i Bot-Jagwar eto amin'i Wikipedia malagasy amin'ny ankapobeny dia mamorona lahatsoratra, manao asa fanoloana ary manao asa fanampiana rohy interwiki mba hampahalala izay mpamaky mety mahay teny malagasy ny fisian'ny santiôna malagasin'ilay lahatsoratra vangiany amin'ny fiteny vahiny.