Ratsiraka Didier: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
'''Didier Ratsiraka''' (teraka tamin'ny [[4 Novambra]] [[1936]]) dia [[List of Presidents of Madagascar|Filoha]] nitondra an'i [[Madagasikara]] nanomboka tamin'ny taona [[1975]] ka hatramin'ny taona [[1993]], ary nanomboka tamin'ny [[1997]] indray ka hatramin'ny [[2002]].
'''Didier Ratsiraka''' : teraka tamin'ny [[4 Novambra]] [[1936]] tao [[Vatomandry]] anatin'ny faritanin'i [[Toamasina]].


Azo lazaina ho nandimby ny rainy izy, izay isan'ny lohandohan'ny mpikambana tao amin'ny [[PADESM]] tao amin'ny faritr'i [[Moramanga]]. Nanambady an'i '''Céline Velonjara''', zanaka mpikambana ihany koa tao amin'io antoko [[PADESM]] io.
Nisahana ny [[ministeran'ny raharaham-bahiny]] izy tamin'ny andron'ny Jeneraly [[Gabriel Ramanantsoa]] ny 1972 ka hatramin'ny 1975.
Nisahana ny [[minisiteran'ny raharaham-bahiny]] izy tamin'ny andron'ny Jeneraly [[Gabriel Ramanantsoa]] ny taona 1972 ka hatramin'ny 1975. Azo lazaina fa io no fotoana tena nidirany teo amin'ny sehatry ny [[politika]].



'''Fianarana nataony'''



'''Asa sy adidy niandraiketany'''





Endrik'io pejy io tamin'ny 22 Martsa 2008 à 10:58

Didier Ratsiraka : teraka tamin'ny 4 Novambra 1936 tao Vatomandry anatin'ny faritanin'i Toamasina.

Azo lazaina ho nandimby ny rainy izy, izay isan'ny lohandohan'ny mpikambana tao amin'ny PADESM tao amin'ny faritr'i Moramanga. Nanambady an'i Céline Velonjara, zanaka mpikambana ihany koa tao amin'io antoko PADESM io.

Nisahana ny minisiteran'ny raharaham-bahiny izy tamin'ny andron'ny Jeneraly Gabriel Ramanantsoa ny taona 1972 ka hatramin'ny 1975. Azo lazaina fa io no fotoana tena nidirany teo amin'ny sehatry ny politika.


Fianarana nataony


Asa sy adidy niandraiketany