Katôlisisma: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Nouvelle page : '''Katolisisma''' no antokom-pinoan'ireo kristiana manaiky ny Papa Ray Masina ho filohany. Ny fampianarany dia mifototra amin'ny Misterin'ny Trinite Masina, ny fahatongavan'...
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 21 Martsa 2008 à 09:28

Katolisisma no antokom-pinoan'ireo kristiana manaiky ny Papa Ray Masina ho filohany.

Ny fampianarany dia mifototra amin'ny Misterin'ny Trinite Masina, ny fahatongavan'i Jesoa Zanak'Andriamanitra ho nofo sy ny fanavotany ny zanak'olombelona tamin'ny nahafatesany, ary ny fanajana an' Masina Maria Virjiny ho toy ny Renin'Andriamanitra.