Soisa: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-23: Andalana faha-23:
| [[Liste des pays par superficie|Laharana faha-132e]]
41 285 [[km²]]
3.7%
| [[Liste des pays par superficie|Laharana faha-132e]]
41 285 [[km²]]
3.7%

| [[Mponina]]
- Manontolo ([[2006]])
- [[Densité de population|Habetsahana]]
| [[Mponina]]
- Manontolo ([[2006]])
- [[Densité de population|Hakitroka]]
| [[Liste des pays par population|Laharana faha-92e]]
7 507 300 mponina
178 mpo/km²
| [[Liste des pays par population|Laharana faha-92e]]
7 507 300 mponina
178 mpo/km²

Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Martsa 2008 à 23:06

Madagasikara
(Antsipirihany)
Teny Filamatra : «Iray momba ny rehetra, ny rehetra momba ny iray»
Fiteny Alemana, Frantsay, Italiana, Romansa
Renivohitra Berna
Tanàna lehibe indrindra Jorika
Filoham-pirenena Pascal Couchepin
Velarantany
- Manontolo
- % rano
Laharana faha-132e
41 285 km²
3.7%
Mponina
- Manontolo (2006)
- Hakitroka
Laharana faha-92e
7 507 300 mponina
178 mpo/km²
Anarana Soisa
Fahaleovantena
Velirano
26 oktobra 1648
1 Aogostra 1291
Sandam-bola Farantsa Soisa
Faritra ora UTC +1 (ririnina) UTC +2 (fahavaratra)
Hiram-pirenena Fihirana Soisa
Faritra Internet .CH
Antso an-tariby 41

I Soisa no anarana mahavantana iantsoana ny "Confœderatio Helvetica" (CH raha afohezina), anarana entin'ny firenena Confédération Suisse, firenena any amin'ny kaontinanta Eoropeana izay fefen'i Alemana, i Frantsa, i Italia, i Aotrisy ary i Liechtenstein. Efatra ny fiteny fampiasa any Soisa dia ny : alemana (die Schweiz), frantsay, italiana (Svizzera) et romansa (Svizra). I Soisa dia fivondronana Kaonto miisa 26 Kaonto soisa. Manana traik'efa hatry ny ela amin'ny tsy fiankinana na amin'iza na amin'iza i Soisa ary mampiantrano organisation internationale|organisations internationales maro.