Rindrin'i Berlin: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny alin'ny 12 aogositra 1961 no nananganan'ny [[Repoblika Demokratikan'i Alemana]] ny '''rindrin'i Berlin''', mba hampitsaharana ny fifindran'ireo mponina ao ho any amin'ny [[Repoblika Federalin'i Alemana]]. Ny [[Fifanarahan'i Varsovie]] dia isan'ny nanome vahana ny fananganana io "rindrina" io, satria ho an'i Alemana atsinanana dia fiarovany amin'ny fanafihana sy mety ho fidirana an-keriny ataon'ny tafika avy ao andrefana izy io.
Ny alin'ny 12 aogositra 1961 no nananganan'ny [[Repoblika Demokratikan'i Alemaina]] ny '''rindrin'i Berlin''', mba hampitsaharana ny fifindran'ireo mponina ao ho any amin'ny [[Repoblika Federalin'i Alemaina]]. Ny [[Fifanarahan'i Varsovie]] dia isan'ny nanome vahana ny fananganana io "rindrina" io, satria ho an'i Alemaina atsinanana dia fiarovany amin'ny fanafihana sy mety ho fidirana an-keriny ataon'ny tafika avy ao andrefana izy io.


Tsy rindrina fe rindrina fotsiny anefa, fa voaaro amin'ny herin'aratra, sy arovan'ireo mpiambina izay afaka manao fisafoana tsy miato noho izy rindrina natao azo ivezivezena.
Tsy rindrina fe rindrina fotsiny anefa, fa voaaro amin'ny herin'aratra, sy arovan'ireo mpiambina izay afaka manao fisafoana tsy miato noho izy rindrina natao azo ivezivezena.

Endrik'io pejy io tamin'ny 12 Novambra 2007 à 15:54

Ny alin'ny 12 aogositra 1961 no nananganan'ny Repoblika Demokratikan'i Alemaina ny rindrin'i Berlin, mba hampitsaharana ny fifindran'ireo mponina ao ho any amin'ny Repoblika Federalin'i Alemaina. Ny Fifanarahan'i Varsovie dia isan'ny nanome vahana ny fananganana io "rindrina" io, satria ho an'i Alemaina atsinanana dia fiarovany amin'ny fanafihana sy mety ho fidirana an-keriny ataon'ny tafika avy ao andrefana izy io.

Tsy rindrina fe rindrina fotsiny anefa, fa voaaro amin'ny herin'aratra, sy arovan'ireo mpiambina izay afaka manao fisafoana tsy miato noho izy rindrina natao azo ivezivezena.

Maro tamin'ireo nandositra avy any atsinanana no namoy ny ainy teo amin'io rindrina io, satria tsy mba nitsitsy ireo mpiambina nahatratra fa tonga dia nitifitra.