William Shakespeare: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
FoxBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: tw:William Shakespeare
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanala: tw:William Shakespeare
Andalana faha-156: Andalana faha-156:
[[tr:William Shakespeare]]
[[tr:William Shakespeare]]
[[tt:Уильям Шекспир]]
[[tt:Уильям Шекспир]]
[[tw:William Shakespeare]]
[[uk:Вільям Шекспір]]
[[uk:Вільям Шекспір]]
[[ur:ولیم شیکسپیئر]]
[[ur:ولیم شیکسپیئر]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 15 Mey 2011 à 09:21

Sarin'i William Shakespeare

I William Shakespeare, mety teraka tamin'ny 23 Aprily 1564, vita batemy tamin'ny 26 Aprily 1564 tao amin'ny fiangonan'ny Trinity Masin'i Stratford, maty tamin'ny 23 Aprily 1616 (52 taona) dia lazaina fa anisan'ny mpanao tononkalo sy mpanoratra malaza indrindra an'ny kolontsaina anglisy. Fantatra tamin'ny fifehezany tanterana ny endrika ara-tononkalo sy ara-kaisoratra ; ny fahaizany maneho ny endriky ny fomban' olombelona, matetika asehon'ny mpitia azy.

Tarehy mamirampiratry ny kolontsain' Eoropa, mbola mitohy ny fianjadiany amin'ny artistan' izao tontoloizao. Voadika amin'ny fiteny maromaro izy ary lalaovina matetitetika manerana ny tany ny piesiny. Anisan'ny mpanao drama vitsivitsy nanao ny komedia sy ny trajedia izy.

Nanoratra lahatsoratra dramatika fito ambin'ny telopolo izy tao anelanelan'ny taona 1580 sy 1613, fa ny fotoana nanoratana ny piesy dia mbola iadian-kevitra amin'izao fotoana izao. Kanefa, ny habetsaky ny zava-bitany dia tsy mahagaga raha jerena ny fara tamin'izany fotoana izany.

Afaka refetina ny fianjadian'i Shakespeare eo amin'ny kolontsaina anglô-saksôna amin'ny fandinihana ny tsiahy atao ho azy, na amin'ny alalan'ny fitanisana, ny lohateny, na ny adaptation mifototra amin'ny asany. Lazaina fa « tenin'i Shakespeare » ny fiteny anglisy.

Endrika:Lien BA Endrika:Link FA Endrika:Link FA