Hoala Persika: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''helodrano persika''' dia [[helodrano]] ao amin'ny [[ranomasimbe indiana]] mihazo ny morontsirak'i [[Oman]], ny [[Emirà Arabo mitambatra]], [[Arabia Saodita]], [[Katar]], [[Baraina]], [[Koety]], [[Iraka]] ary [[Iran]].

Tokony ho 233.000 km<sup>2</sup> eo ho eo ny velarany, 800 km ny halavany ary 80 ka hatramin'ny 120 km eo ho eo ny sakany. Any amin'ny farany andrefany no mivarina ny ony [[Arvandrud]] (na [[Shatt al-'Arab]]), ny [[vinany]] izay ifanenan'ny ony [[Tigra]] sy [[Efraty]].
Tokony ho 233.000 km<sup>2</sup> eo ho eo ny velarany, 800 km ny halavany ary 80 ka hatramin'ny 120 km eo ho eo ny sakany. Any amin'ny farany andrefany no mivarina ny ony [[Arvandrud]] (na [[Shatt al-'Arab]]), ny [[vinany]] izay ifanenan'ny ony [[Tigry]] sy [[Efraty]].

Ao andrefana kosa no misy ny [[hetin'i Hormuza]] izay mampifandray ny helodrano Persika amin'ny [[helodranon'i Oman]], ary avy eo ny [[ranomasimbe]].
Ao andrefana kosa no misy ny [[hetin'i Hormuza]] izay mampifandray ny helodrano Persika amin'ny [[helodranon'i Oman]], ary avy eo ny [[ranomasimbe]].

Endrik'io pejy io tamin'ny 2 Aogositra 2007 à 22:37

Ny helodrano persika dia helodrano ao amin'ny ranomasimbe indiana mihazo ny morontsirak'i Oman, ny Emirà Arabo mitambatra, Arabia Saodita, Katar, Baraina, Koety, Iraka ary Iran.

Tokony ho 233.000 km2 eo ho eo ny velarany, 800 km ny halavany ary 80 ka hatramin'ny 120 km eo ho eo ny sakany. Any amin'ny farany andrefany no mivarina ny ony Arvandrud (na Shatt al-'Arab), ny vinany izay ifanenan'ny ony Tigry sy Efraty.

Ao andrefana kosa no misy ny hetin'i Hormuza izay mampifandray ny helodrano Persika amin'ny helodranon'i Oman, ary avy eo ny ranomasimbe.