Empira Rômana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
{{vangovango}}
{{vangovango}}


Ny '''Empira Rômana''' (amin' ny teny latina: ''Imperium romanum'') dia ny empira lehibe indrindra tamin' ny [[Andro Taloha]]. Ny renivohiny dia i Rôma ary mifototra amin' ny tany manodidina ny [[Ranomasina Mediteranea]] ilay empira. Nitoetra nanomboka tamin' ny 27 tal. J.K. hatramin' ny fanonganana ny emperora farany tamin' ny taona 476 ny Empira Rômana.
Ny '''Empira Rômana''' (amin' ny teny latina: ''Imperium romanum'') dia ny empira lehibe indrindra tamin' ny [[Andro Taloha]]. Ny renivohiny dia i [[Rôma]] ary mifototra amin' ny tany manodidina ny [[Ranomasina Mediteranea]] ilay empira. Nitoetra nanomboka tamin' ny 27 tal. J.K. hatramin' ny fanonganana ny emperora farany tamin' ny taona 476 ny Empira Rômana.


Ny Empira no dingana fahatelon' ny [[Rôma Taloha]]. Taona fahampanjaka ny voalohany, [[Repoblika Rômana|faha repoblika]] ny faharoa ary faha empira ny fahatelo.
Ny Empira no dingana fahatelon' i [[Rôma Taloha]]. Vanimpotoana faha mpanjaka ny voalohany, [[Repoblika Rômana|faha repoblika]] ny faharoa ary faha empira ny fahatelo.


Ny teny ôfisialin' ny Empira Rômana dia [[teny latina]]. Na dia izany aza, nitazona ny [[fiteny grika taloha]] ho fiteny ôfisialy miaraka amin' ny fiteny latina ny faritra atsinanan' ny empira.
Ny [[fiteny ôfisialy|fiteny ôfisiali]]n' ny Empira Rômana dia ny [[fiteny latina]]. Na dia izany aza, nitazona ny [[fiteny grika taloha]] ho fiteny ôfisialy miaraka amin' ny fiteny latina ny faritra atsinanana ao amin' ilay empira.

Naharitra dimanjato taona ny faritra amin' ny tapany andrefan' ny Empira Rômana. Ny faritra atsinanana izay ahitana an' i [[Grisy]] sy i [[Torkia]] dia mbola naharitra mihoatra ny arivo taona. Taorian' ny fitontonganan' ny [[Empira Rômana Andrefana]] dia lasa [[Empira Bizantina]] no anaran' ilay [[Empira Rômana Atsinanana]], ary i [[Kônstantinôpla]] no renivohiny.


Naharitra dimanjato taona ny faritra amin' ny tapany andrefan' ny Empira Rômana. Ny faritra atsinanana izay ahitana an' i [[Grisy]] sy i [[Torkia]] dia mbola naharitra mihoatra ny arivo taona. Taorian' ny fitontonganan' ny Empira Rômana Andrefana dia lasa [[Empira Bizantina]] no anaran' ilay Empira Rômana Atsinanana, ary i [[Konstantinopla|Kônstantinôpla]] no renivohiny.
== Tantara ==
== Tantara ==



Endrik'io pejy io tamin'ny 1 Oktobra 2022 à 11:15

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny Empira Rômana (amin' ny teny latina: Imperium romanum) dia ny empira lehibe indrindra tamin' ny Andro Taloha. Ny renivohiny dia i Rôma ary mifototra amin' ny tany manodidina ny Ranomasina Mediteranea ilay empira. Nitoetra nanomboka tamin' ny 27 tal. J.K. hatramin' ny fanonganana ny emperora farany tamin' ny taona 476 ny Empira Rômana.

Ny Empira no dingana fahatelon' i Rôma Taloha. Vanimpotoana faha mpanjaka ny voalohany, faha repoblika ny faharoa ary faha empira ny fahatelo.

Ny fiteny ôfisialin' ny Empira Rômana dia ny fiteny latina. Na dia izany aza, nitazona ny fiteny grika taloha ho fiteny ôfisialy miaraka amin' ny fiteny latina ny faritra atsinanana ao amin' ilay empira.

Naharitra dimanjato taona ny faritra amin' ny tapany andrefan' ny Empira Rômana. Ny faritra atsinanana izay ahitana an' i Grisy sy i Torkia dia mbola naharitra mihoatra ny arivo taona. Taorian' ny fitontonganan' ny Empira Rômana Andrefana dia lasa Empira Bizantina no anaran' ilay Empira Rômana Atsinanana, ary i Kônstantinôpla no renivohiny.

Tantara

     Repoblika Romana      Empira Romana      Empira Romana Tandrefana      Empira Romana Tatsinanana

Jereo koa