Libàna: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1: Andalana faha-1:

[[sary:Flag of Lebanon.svg|thumb|Sainan' i Libàna|283x283px]]
[[sary:Flag of Lebanon.svg|thumb|Sainan' i Libàna|283x283px]]
[[sary:Lebanon (orthographic projection).svg|thumb|200px|Sarin-tanin' i Libàna eo anivon' izao tontolo izao]]
[[sary:Lebanon (orthographic projection).svg|thumb|200px|Sarin-tanin' i Libàna eo anivon' izao tontolo izao]]
Andalana faha-5: Andalana faha-4:
I '''Libàna''' na '''Libanona''' dia firenena ao [[Atsinanana Akaiky]] any [[Azia]], ka i [[Beirut]] no renivohiny. Ny tanàna lehibe indrindra dia i Beirut. Mirefy 10 452 km<sup>2</sup> ny velaran-taniny ary miisa 4 822 000 ny mponina ao aminy araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2008. Ny faritr' oran' i Libàna dia +2.

[[Sary:Liban.PNG|vignette|Sarin-tanin' i Libàna]]
[[Sary:Liban.PNG|vignette|Sarin-tanin' i Libàna]]
I Libàna dia voasaraky ny Tangoron-mbohitr' i Libàna ho roa araka ny halavany: ny tapany andrefana dia ahitana ny tany lemaka amorontsiraka ao amin' ny [[Ranomasina Mediteranea]] sy mitodika mankany amin' ny Tontolo Andrefana, fa ny tapany atsinanana kosa, izay ahitana ny tany lemak' i Bekaa, dia mitodika mankany [[Siria]] sy ny Tontolo Atsinanana.
I Libàna dia voazaran' ny Tangoron-mbohitr' i Libàna ho roa manaraka ny halavany: ny tapany andrefana dia ahitana ny tany lemaka amorontsiraka ao amin' ny [[Ranomasina Mediteranea]] sy mitodika mankany amin' ny Tontolo Andrefana, fa ny tapany atsinanana kosa, izay ahitana ny tany lemak' i Bekaa, dia mitodika mankany [[Siria]] sy any amin' ny Tontolo Atsinanana.

Betsaka tanora ny any Libàna: ny iray ampahatelon' ny mponina dia latsaky ny 15 taona. Maro ny karazam-pivavahana misy any Libàna, nefa ny finoana [[silamo]] no tena arahin' ny maro an' isa (60 %), manarakaraka izany ny [[kristianisma]] (30 %).
Betsaka tanora sy zaza ny any Libàna: ny iray ampahatelon' ny mponina dia latsaky ny 15 taona. Maro ny karazam-pivavahana misy any Libàna, nefa ny finoana [[silamo]] no tena arahin' ny maro an' isa (60 %), manarakaraka izany ny [[kristianisma]] (30 %).

Tamin' ny taona 1920 dia nankinnin' ny Société des Nations (SDN) tamin' i [[Frantsa]] ny fitantanana an' i Libàna. Nisy anefa ireo mpitaky ny fahaleovan-tenan' io firenena io ka tamin' ny taona 1941 no nanambaràna ny fahaleovan-tenany, nefa tamin' ny taona 1947 vao tafatsangana ny fanjakana libaney.
Tamin' ny taona 1920 dia nankinin' ny Société des Nations (SDN) tamin' i [[Frantsa]] ny fitantanana an' i Libàna. Nisy anefa ny mpitaky ny fahaleovan-tenan' io firenena io ka tamin' ny taona 1941 no nanambaràna izany fahaleovan-tenana izany, nefa tamin' ny taona 1947 vao tafatsangana ny fanjakana libaney.

Tamin' ny taona 1975 dia nipoaka ny ady tany Libàna izay nifanandrenan' ny Kristiana sy ny Miozolmàna, ary tsy nifarana izany raha tsy tamin' ny fandohan' ireo taona 1980. I Siria no nisahana ny fiahiana an' ilay firenana noho izany.

Endrik'io pejy io tamin'ny 1 Aogositra 2022 à 05:27

Sainan' i Libàna
Sarin-tanin' i Libàna eo anivon' izao tontolo izao

I Libàna na Libanona dia firenena ao Atsinanana Akaiky any Azia, ka i Beirut no renivohiny. Ny tanàna lehibe indrindra dia i Beirut. Mirefy 10 452 km2 ny velaran-taniny ary miisa 4 822 000 ny mponina ao aminy araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2008. Ny faritr' oran' i Libàna dia +2.

Sarin-tanin' i Libàna

I Libàna dia voazaran' ny Tangoron-mbohitr' i Libàna ho roa manaraka ny halavany: ny tapany andrefana dia ahitana ny tany lemaka amorontsiraka ao amin' ny Ranomasina Mediteranea sy mitodika mankany amin' ny Tontolo Andrefana, fa ny tapany atsinanana kosa, izay ahitana ny tany lemak' i Bekaa, dia mitodika mankany Siria sy any amin' ny Tontolo Atsinanana.

Betsaka tanora sy zaza ny any Libàna: ny iray ampahatelon' ny mponina dia latsaky ny 15 taona. Maro ny karazam-pivavahana misy any Libàna, nefa ny finoana silamo no tena arahin' ny maro an' isa (60 %), manarakaraka izany ny kristianisma (30 %).

Tamin' ny taona 1920 dia nankinin' ny Société des Nations (SDN) tamin' i Frantsa ny fitantanana an' i Libàna. Nisy anefa ny mpitaky ny fahaleovan-tenan' io firenena io ka tamin' ny taona 1941 no nanambaràna izany fahaleovan-tenana izany, nefa tamin' ny taona 1947 vao tafatsangana ny fanjakana libaney.

Tamin' ny taona 1975 dia nipoaka ny ady tany Libàna izay nifanandrenan' ny Kristiana sy ny Miozolmàna, ary tsy nifarana izany raha tsy tamin' ny fandohan' ireo taona 1980. I Siria no nisahana ny fiahiana an' ilay firenana noho izany.

Jereo koa

Firenena ao Azia:

Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.

Kôntinenta eto an-tany

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.