Bôsnia-Herzegôvina: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1: Andalana faha-1:


[[sary:Flag of Bosnia and Herzegovina.svg|thumb|Sainan'i Bosnia sy Herzegovina]]
[[sary:Flag of Bosnia and Herzegovina.svg|thumb|Sainan' i Bôsnia sy Herzegôvina|270x270px]]
[[sary:Europe-Bosnia and Herzegovina.svg|thumb|200px|Saritanin'i Bosnia sy Herzegovina]]
[[sary:Europe-Bosnia and Herzegovina.svg|thumb|200px|Sarin-tany maneho an' i Bôsnia-Herzegôvina ao Eorôpa]]


I '''Bôsnia-Herzegôvina''' na '''Bôsnia sy Herzegôvina''' dia firenena ao [[Eorôpa]]. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. {{formatnum:51,197}} ny velarantaniny ary
I '''Bôsnia-Herzegôvina''' na '''Bôsnia sy Herzegôvina''' dia firenena ao [[Eorôpa Atsimo]], ao amin’ ny [[Saikanosy Balkanika]]. I [[Sarajevo]] no renivohiny. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 51 197 km<sup>2</sup> ny velaran-taniny ary miisa 3 839 737 ny mponiny araka ny fanisana natao tamin' nyh taona 2011. Ny faritr'ora dia +1.

{{formatnum: 3,839,737}} ny isa-mponiny araka ny fanisana natao tamin'i 2011. Ny faritr'ora dia +1.
Be tendrombohitra ity firenena ity, izay ahitana an' i Maglic ao atsimo (manana haambo mirefy 2 387 m). Ao amin' ny faritra misy [[horohoron-tany]] no misy an' ity firenena ity ka matetika iharam-pahavoazana noho izany.

Vahoaka isan-karazany no madrafitra ny mponina ao Bôsnia-Herzegôvina, ka ny [[Bôsniaka (vahoaka)|Bôsniaka]] no betsaka indrindra (45 %), manaraka azy ny [[Serbiana (vahoaka)|Serbiana]] na Serba (mihoatra kely ny 30 %), avy eo ny [[Kroatiana (vahoaka)|Kroatiana]] na Krôaty (15 %). Ny [[silamo]] sy ny [[Kristianisma ôrtôdôksa|kristanisma ôrtôdôksa]] ary ny [[katôlisisma]] no fivavahana be mpanaraka indrindra any.
[[Sary:Carte de Bosnie.png|vignette|Sarin-tanin' i Bôsnia-Herzegôvina]]
Repoblika tao amin' i [[Iogôslavia]] taloha i Bôsnia-Herzegôvina. Tamin' ny nanambaràna ny fahaleovan-tenany tamin' ny taona 1995 dia voazara ho roa ilay firenena, dia ny Federasiôna Krôatô-Miozolmana, izay 51 %n' ny velaran-taniny, sy ny Repoblika Serbiana, izay 49 %n' ny veleran-tany.

Firenena an-dalam-panarenana i Bôsnia-Herzegôvina ankehitriny satria ny ady tao Iogôslavia dia niteraka fandravana ny toekarenany. Taloha dia niroborobo ny [[taozava-baventy]] amokarana sy anodinana ny [[vy]], ny [[vy anidina]], ny [[tsỳ]] ary ny [[viraty]], toy izany koa ny taozavatra momba ny [[simia]], nefa rava ny ankamaron' ny fotodrafitrasa nenti-namokatra. Voafetra koa ny fahafaha-manao famokarana momba ny [[fambolena]] sy ny [[fiompiana]] noho ny [[vohon-tany]] mikintoana loatra: ny fiompiana [[ondry]] sy ny fitrandrahana ny ala no sehatr' asa mavesa-danja indrindra, ny famokarana [[voamadinika]] sy [[legioma]] ary [[voankazo]] kosa no iompanan’ ny fambolena.  


== Jereo koa ==
== Jereo koa ==

Endrik'io pejy io tamin'ny 10 Jolay 2022 à 15:36

Sainan' i Bôsnia sy Herzegôvina
Sarin-tany maneho an' i Bôsnia-Herzegôvina ao Eorôpa

I Bôsnia-Herzegôvina na Bôsnia sy Herzegôvina dia firenena ao Eorôpa Atsimo, ao amin’ ny Saikanosy Balkanika. I Sarajevo no renivohiny. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 51 197 km2 ny velaran-taniny ary miisa 3 839 737 ny mponiny araka ny fanisana natao tamin' nyh taona 2011. Ny faritr'ora dia +1.

Be tendrombohitra ity firenena ity, izay ahitana an' i Maglic ao atsimo (manana haambo mirefy 2 387 m). Ao amin' ny faritra misy horohoron-tany no misy an' ity firenena ity ka matetika iharam-pahavoazana noho izany.

Vahoaka isan-karazany no madrafitra ny mponina ao Bôsnia-Herzegôvina, ka ny Bôsniaka no betsaka indrindra (45 %), manaraka azy ny Serbiana na Serba (mihoatra kely ny 30 %), avy eo ny Kroatiana na Krôaty (15 %). Ny silamo sy ny kristanisma ôrtôdôksa ary ny katôlisisma no fivavahana be mpanaraka indrindra any.

Sarin-tanin' i Bôsnia-Herzegôvina

Repoblika tao amin' i Iogôslavia taloha i Bôsnia-Herzegôvina. Tamin' ny nanambaràna ny fahaleovan-tenany tamin' ny taona 1995 dia voazara ho roa ilay firenena, dia ny Federasiôna Krôatô-Miozolmana, izay 51 %n' ny velaran-taniny, sy ny Repoblika Serbiana, izay 49 %n' ny veleran-tany.

Firenena an-dalam-panarenana i Bôsnia-Herzegôvina ankehitriny satria ny ady tao Iogôslavia dia niteraka fandravana ny toekarenany. Taloha dia niroborobo ny taozava-baventy amokarana sy anodinana ny vy, ny vy anidina, ny tsỳ ary ny viraty, toy izany koa ny taozavatra momba ny simia, nefa rava ny ankamaron' ny fotodrafitrasa nenti-namokatra. Voafetra koa ny fahafaha-manao famokarana momba ny fambolena sy ny fiompiana noho ny vohon-tany mikintoana loatra: ny fiompiana ondry sy ny fitrandrahana ny ala no sehatr' asa mavesa-danja indrindra, ny famokarana voamadinika sy legioma ary voankazo kosa no iompanan’ ny fambolena.  

Jereo koa

Firenena ao Eorôpa

Albania - Alemaina - Andôra - Aotrisy - Belzika - Bielôrosia - Bolgaria - Bôsnia-Herzegôvina - Danemarka - Espaina - Estônia - Fanjakana Mitambatra - Finlandy - Frantsa - Grisia (na Gresy) - Hôngria (na Hongaria) - Irlanda - Islandy - Italia - Jeôrjia - Kipra (na Sipra) - Krôasia (na - Krôatia) - Letônia - Liktenstaina - Litoania - Loksemborga - Masedônia Avaratra (na Makedônia Avaratra)- Malta - Môldavia - Môntenegrô - Nederlandy - Nôrvezy - Okraina - Pôlônia - Pôrtogaly - Tsekia - Romania - Rosia - San-Marîno - Serbia - Slôvakia - Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna.

Kôntinenta eto an-tany

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.