Aller au contenu

Fiteny penjaby: Fahasamihafan'ny versiona

k
tsy misy ambangovangom-panovana
kAucun résumé des modifications
kAucun résumé des modifications
 
 
Ao Pakistana, ny fiteny ponjaby dia soratana amin' ny abidy shahmukhi, mifototra amin' ny soratra persô-arabo; any India, dia soratana amin' ny abidy gurmukhi izy io, mifototra amin' ny soratra indika (na brahmika). Ny fomban' ny fiteny penjaby dia tsy mahazatra ao amin' ireo fiteny indô-ariana sy ao amin' ny fianakaviamben' ny [[Fiteny indô-eorôpeanina|fiteny indô-eorôpeana]] manontolo amin' ny fampiasana ny fiaka-midin' ny haavom-peo eo amin' ny [[vanin-teny]] iray (toy ny an' ny [[Fiteny sinoa|Sinoa]] sy ny [[Fiteny vietnamiana|Vietnamiana]]).
 
Lavitra be amin' ny [[Fiteny hindỳ|fiteny hindy]] ny fiteny penjaby. Na izany aza, ny voambolana penjaby dia ahitana voanteny hindy na maro mifandraika amin' izany.
38 492

modifications