Fiteny penjaby: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fiteny indô-eorôpeana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-3: Andalana faha-3:
Ny '''fiteny penjaby''' na '''fiteny ponjaby''' na '''fiteny panjaby''' dia [[fiteny indô-ariana]] tenenin' ny vahoaka Ponjaby any amin' ny Faritra Punjab any [[Pakistàna]] sy any [[India]]. Io no fiteny be mpampiasa indrindra any Pakistàna ary fiteny faha-11 be mpampiasa indrindra any India.

Ny fiteny ponjaby dia ampiasain' ny olona miisa 80,5 tapitrisa ao Pakistàna (tamin' ny taona 2017). Io no fiteny be mpampiasa indrindra any Pakistàna. Ny fiteny ponjaby dia ampiasain' ny olona miisa 31,1 tapitrisa (tamin' ny taona 2011) ary manana sata ôfisialy ao amin' ny Fanjakan' i [[Punjab, India|Punjab]] any India. Io fiteny io dia ampiasain' ireo zanala am-pielezana maro any ampitan-dranomasina, indrindra any [[Kanada|Kanadà]], any [[Etazonia]] ary any amin' ny [[Fanjakana Mitambatra]]. Manana mpiteny teratany 113 tapitrisa eo ho eo ny fiteny ponjaby.
Ny fiteny ponjaby dia ampiasain' ny olona miisa 80,5 tapitrisa ao Pakistàna (tamin' ny taona 2017). Io no fiteny be mpampiasa indrindra any Pakistàna. Ny fiteny ponjaby dia ampiasain' ny olona miisa 31,1 tapitrisa (tamin' ny taona 2011) ary manana sata ôfisialy ao amin' ny Fanjakan' i [[Punjab, India|Punjab]] any India. Io fiteny io dia ampiasain' ireo zanaka am-pielezana maro any ampitan-dranomasina, indrindra any [[Kanada|Kanadà]], any [[Etazonia]] ary any amin' ny [[Fanjakana Mitambatra]]. Manana mpiteny teratany 113 tapitrisa eo ho eo ny fiteny ponjaby.

Ao Pakistana, ny fiteny ponjaby dia soratana amin' ny abidy shahmukhi, mifototra amin' ny soratra persô-arabo; any India, dia soratana amin' ny abidy gurmukhi izy io, mifototra amin' ny soratra indika (na brahmika). Ny fomban' ny fiteny penjaby dia tsy mahazatra ao amin' ireo fiteny indô-ariana sy ao amin' ny fianakaviamben' ny [[Fiteny indô-eorôpeanina|fiteny indô-eorôpeana]] manontolo amin' ny fampiasana ny fiaka-midin' ny haavom-peo eo amin' ny [[vanin-teny]] iray (toy ny an' ny [[Fiteny sinoa|Sinoa]] sy ny [[Fiteny vietnamiana|Vietnamiana]]).

Endrik'io pejy io tamin'ny 15 Mey 2022 à 09:39

Faritra itenenana penjaby: ny faritra miloko manga no ahitana mpiteny penjaby petsaka indrindra fa ny miloko manga matsora kosa dia vitsy kokoa ny mpiteny penjaby
Ankohonana ao amin' ny foko penjaby

Ny fiteny penjaby na fiteny ponjaby na fiteny panjaby dia fiteny indô-ariana tenenin' ny vahoaka Ponjaby any amin' ny Faritra Punjab any Pakistàna sy any India. Io no fiteny be mpampiasa indrindra any Pakistàna ary fiteny faha-11 be mpampiasa indrindra any India.

Ny fiteny ponjaby dia ampiasain' ny olona miisa 80,5 tapitrisa ao Pakistàna (tamin' ny taona 2017). Io no fiteny be mpampiasa indrindra any Pakistàna. Ny fiteny ponjaby dia ampiasain' ny olona miisa 31,1 tapitrisa (tamin' ny taona 2011) ary manana sata ôfisialy ao amin' ny Fanjakan' i Punjab any India. Io fiteny io dia ampiasain' ireo zanaka am-pielezana maro any ampitan-dranomasina, indrindra any Kanadà, any Etazonia ary any amin' ny Fanjakana Mitambatra. Manana mpiteny teratany 113 tapitrisa eo ho eo ny fiteny ponjaby.

Ao Pakistana, ny fiteny ponjaby dia soratana amin' ny abidy shahmukhi, mifototra amin' ny soratra persô-arabo; any India, dia soratana amin' ny abidy gurmukhi izy io, mifototra amin' ny soratra indika (na brahmika). Ny fomban' ny fiteny penjaby dia tsy mahazatra ao amin' ireo fiteny indô-ariana sy ao amin' ny fianakaviamben' ny fiteny indô-eorôpeana manontolo amin' ny fampiasana ny fiaka-midin' ny haavom-peo eo amin' ny vanin-teny iray (toy ny an' ny Sinoa sy ny Vietnamiana).