Hoala Persika: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Helodrano Persika ho Hoala Persika i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:PersianGulf vue satellite du golfe persique.jpg|vignette|Sarin'ny Helodrano Persika azo an-tsatelita. ]]
[[Sary:PersianGulf vue satellite du golfe persique.jpg|vignette|Sarin'ny Hoala Persika azo an-tsatelita. ]]
Ny '''Helodrano Persika''' dia [[helodrano]] ao amin'ny [[Ranomasimbe Indiana]] mihazo ny morontsirak'i [[Omàna]], ny [[Emirata Arabo Mitambatra]], i [[Arabia Saodita]], i [[Katara]], i [[Bareina]], i [[Koety]], i [[Iràka]] ary i [[Iràna]].
Ny '''Hoala Persika''' dia [[hoala]] ao amin' ny [[Ranomasimbe Indiana]] mihazo ny morontsirak' i [[Ômàna]], ny [[Emirata Arabo Mitambatra]], i [[Arabia Saodita]], i [[Katara]], i [[Bareina]], i [[Kôety]], i [[Iràka]] ary i [[Iràna]].


Tokony ho 233 000 km<sup>2</sup> eo ho eo ny velarany, 800 km ny halavany ary 80 ka hatramin'ny 120 km eo ho eo ny sakany. Any amin'ny farany andrefany ny [[vinany]] ivarinan'ny ony [[Arvandrud]] (na [[Shatt al-'Arab]]), izay fifanenan'ny ony [[Tigra (ony)|Tigra]] sy [[Eofrata]].
Tokony ho 233&nbsp;000&nbsp;km<sup>2</sup> eo ho eo ny velarany, 800&nbsp;km ny halavany ary 80 ka hatramin' ny 120&nbsp;km eo ho eo ny sakany. Any amin' ny farany andrefany ny [[vinany]] ivarinan' ny ony [[Arvandrud]] (na [[Shatt al-'Arab]]), izay fifanenan'ny ony [[Tigra (ony)|Tigra]] sy [[Eofrata]].


Ao andrefana kosa no misy ny andilan-dranomasin'i Hormuza izay mampifandray ny helodrano Persika amin'ny [[helodranon'i Omàna]], ary avy eo ny [[ranomasimbe]].
Ao andrefana kosa no misy ny [[Andilan-dranomasina|andilan-dranomasin]]' i Hormuza izay mampifandray ny Hoala Persika amin' ny [[Hoalan' i Ômàna]], ary avy eo ny [[ranomasimbe]].

Endrika tamin'ity 12 Febroary 2022 à 12:52 ity

Sarin'ny Hoala Persika azo an-tsatelita.

Ny Hoala Persika dia hoala ao amin' ny Ranomasimbe Indiana mihazo ny morontsirak' i Ômàna, ny Emirata Arabo Mitambatra, i Arabia Saodita, i Katara, i Bareina, i Kôety, i Iràka ary i Iràna.

Tokony ho 233 000 km2 eo ho eo ny velarany, 800 km ny halavany ary 80 ka hatramin' ny 120 km eo ho eo ny sakany. Any amin' ny farany andrefany ny vinany ivarinan' ny ony Arvandrud (na Shatt al-'Arab), izay fifanenan'ny ony Tigra sy Eofrata.

Ao andrefana kosa no misy ny andilan-dranomasin' i Hormuza izay mampifandray ny Hoala Persika amin' ny Hoalan' i Ômàna, ary avy eo ny ranomasimbe.