Hoala Persika: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Helodrano Persika ho Hoala Persika i Thelezifor
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 12 Febroary 2022 à 12:49

Sarin'ny Helodrano Persika azo an-tsatelita.

Ny Helodrano Persika dia helodrano ao amin'ny Ranomasimbe Indiana mihazo ny morontsirak'i Omàna, ny Emirata Arabo Mitambatra, i Arabia Saodita, i Katara, i Bareina, i Koety, i Iràka ary i Iràna.

Tokony ho 233 000 km2 eo ho eo ny velarany, 800 km ny halavany ary 80 ka hatramin'ny 120 km eo ho eo ny sakany. Any amin'ny farany andrefany ny vinany ivarinan'ny ony Arvandrud (na Shatt al-'Arab), izay fifanenan'ny ony Tigra sy Eofrata.

Ao andrefana kosa no misy ny andilan-dranomasin'i Hormuza izay mampifandray ny helodrano Persika amin'ny helodranon'i Omàna, ary avy eo ny ranomasimbe.