Peka (mpanjakan' i Israely): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
I '''Peka''' na '''Fasea''' dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] nandritra ny dimy taona teo antenantenan'ny taonjato faha-8 tal. J.K. Zanak'i Remalia izy. Mpitari-tafiky ny mpanjaka [[Pekahia]] (na Faseia) izay novonoiny hakany ny fitondrana izy.
I '''Peka''' na '''Fasea''' dia mpanjakan' i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] nandritra ny dimy taona teo antenantenan' ny taonjato faha-8 tal. J.K. Zanak' i Remalia izy. Mpitari-tafiky ny mpanjaka [[Pekahia]] (na Faseia) izay novonoiny hakany ny fitondrana.


Lasa ambany fifehezan'i Rezona II mpanjakan'i Damasy (na Damaskosy) i Peka ka lasa nanafika an'i [[Ahaza]] (na Akaza) [[mpanjakan'i Jodà]] izy sy ity mpanjaka ity. Nila fanampiana amin'i Teglata-Falasara mpanjakan'i [[Asiria]] i Ahaza ka nahazo izany nefa nanome an'i Teglata-Falasara ny volamena tao amin'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ho takalon'izany. Azo tamin'i Peka ny tanànan'i Galaada (na Gileada) sy ny tanànan'i [[Galilea (faritra)|Galilea]] (na Galilia) ary ny tanin'ny [[Fokon'i Naftaly|fokon'i Naftaly]] (na Neftaly) sady [[Fahababoana tany Asiria|nafindra tany Asiria]] ny vahoaka tamin'ny taona 734 tal. J.K. Nanohy nanjaka tao Samaria i Peka nefa teo ambany fifehezan'i Teglata-Falasara. Novonoin'i [[Hosea (mpanjakan'i Israely)|Hosea]] (na Osea) i Peka tamin'ny taona 732 tal. J.K. ka ity mpamony ity no andimby azy teo amin'ny fitondrana.
Lasa ambany fifehezan' i [[Rezona II]] mpanjakan' i [[Damaskôsy|Damasy]] (na [[Damaskosy]]) i Peka ka lasa nanafika an' i [[Ahaza]] (na Akaza) [[mpanjakan' i Jodà]] izy sy ity mpanjaka ity. Nila fanampiana amin' i [[Teglata-Falasara]] mpanjakan' i [[Asiria]] i Ahaza ka nahazo izany nefa nanome an' i Teglata-Falasara ny volamena tao amin' ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ho takalon' izany. Azo tamin' i Peka ny tanànan' i [[Galaada]] (na [[Gileada]]) sy ny tanànan' i [[Galilea (faritra)|Galilea]] (na Galilia) ary ny tanin'ny [[fokon' i Naftaly]] (na Neftaly) sady [[Fahababoana tany Asiria|nafindra tany Asiria]] ny vahoaka tamin' ny taona 734 tal. J.K. Nanohy nanjaka tao Samaria i Peka nefa teo ambany fifehezan' i Teglata-Falasara. Novonoin' i [[Hôsea (mpanjakan' i Israely)|Hôsea]] (na Ôsea) i Peka tamin' ny taona 732 tal. J.K. ka ity mpamono ity no nandimby azy teo amin' ny fitondrana.


Araka an'i William F. Bright dia nanjaka tamin'ny taona 748 hatramin'ny 732 tal. J.K. i Peka fa i Edwin R. Thiele kosa milaza fa tokony ho ny taona 740 hatramin'ny 732 izany.
Araka an' i [[William F. Bright]] dia nanjaka tamin' ny taona 748 hatramin' ny 732 tal. J.K. i Peka fa i [[Edwin R. Thiele]] kosa milaza fa tokony ho ny taona 740 hatramin' ny 732 izany.


== Ny anarany ==
== Ny anarany ==

Endrika tamin'ity 19 Desambra 2021 à 14:13 ity

I Peka na Fasea dia mpanjakan' i Israely nandritra ny dimy taona teo antenantenan' ny taonjato faha-8 tal. J.K. Zanak' i Remalia izy. Mpitari-tafiky ny mpanjaka Pekahia (na Faseia) izay novonoiny hakany ny fitondrana.

Lasa ambany fifehezan' i Rezona II mpanjakan' i Damasy (na Damaskosy) i Peka ka lasa nanafika an' i Ahaza (na Akaza) mpanjakan' i Jodà izy sy ity mpanjaka ity. Nila fanampiana amin' i Teglata-Falasara mpanjakan' i Asiria i Ahaza ka nahazo izany nefa nanome an' i Teglata-Falasara ny volamena tao amin' ny Tempoly ho takalon' izany. Azo tamin' i Peka ny tanànan' i Galaada (na Gileada) sy ny tanànan' i Galilea (na Galilia) ary ny tanin'ny fokon' i Naftaly (na Neftaly) sady nafindra tany Asiria ny vahoaka tamin' ny taona 734 tal. J.K. Nanohy nanjaka tao Samaria i Peka nefa teo ambany fifehezan' i Teglata-Falasara. Novonoin' i Hôsea (na Ôsea) i Peka tamin' ny taona 732 tal. J.K. ka ity mpamono ity no nandimby azy teo amin' ny fitondrana.

Araka an' i William F. Bright dia nanjaka tamin' ny taona 748 hatramin' ny 732 tal. J.K. i Peka fa i Edwin R. Thiele kosa milaza fa tokony ho ny taona 740 hatramin' ny 732 izany.

Ny anarany[hanova | hanova ny fango]

Amin'ny fiteny hebreo dia פֶּ֨קַח‎ / Peqaḥ no anaran'i Peka.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Mpanjakan' i Israely

Saoly - Isbôseta - Davida - Sôlômôna (na Salômôna) - Jerôbôama I - Nadaba - Baasa (na Basa) - Ela - Zimry - Ômry - Ahaba (na Akaba) - Ahazia (na Ôkôziasa) - Jôrama - Jeho - Jôahaza (na Jôakaza) - Jôasy (na Jôasa) - Jerôbôama II - Zakaria - Saloma - Menahema - Pekahia (na Faseia) - Peka (na Fasea) - Hôsea (na Ôsea).