Jôrama (mpanjakan' i Israely): Fahasamihafan'ny versiona
kAucun résumé des modifications |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
I '''Jôrama''' na '''Jehôrama''' dia mpanjakan' i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] nandritra ny 11 taona nanomboka tamin' ny taona 852 tal. J.K. hatramin' ny taona 841 tal. J.K. Ny mpanjaka [[Ahaba]] no rainy ary i [[Jezebela]] no reniny. Nandimby ny zokiny [[Ahazia]] (na Ôkôziasa) izy teo amin' ny fanjakana tao Samaria (na Israely avaratra) alohan' ny namonoan' i [[Jeho]] azy. Tsy afangaro amin' i Jehôrama na [[Jorama (mpanjakan'i Jodà)|Jorama]] mpanjakan' i Jodà izy. |
I '''Jôrama''' na '''Jehôrama''' dia mpanjakan' i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] nandritra ny 11 taona nanomboka tamin' ny taona 852 tal. J.K. hatramin' ny taona 841 tal. J.K. Ny mpanjaka [[Ahaba]] no rainy ary i [[Jezebela]] no reniny. Nandimby ny zokiny [[Ahazia]] (na Ôkôziasa) izy teo amin' ny fanjakana tao Samaria (na Israely avaratra) alohan' ny namonoan' i [[Jeho]] azy. Tsy afangaro amin' i Jehôrama na [[Jorama (mpanjakan'i Jodà)|Jorama]] mpanjakan' i [[Fanjakan' i Jodà|Jodà]] izy. |
||
== Ny anarany == |
== Ny anarany == |
||
Amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe יְהוֹרָם / ''Yəhōrām na יוֹרָם / Yôrām.'' Ao amin' ny Baiboly katôlika amin' ny teny malagasy izany dia soratana hoe ''Jôrama'' fa amin' ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy|Baiboly prôtestanta amin' ny teny malagasy]] kosa dia ''Jehorama''. |
Amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe יְהוֹרָם / ''Yəhōrām na יוֹרָם / Yôrām.'' Ao amin' ny [[Baiboly katôlika amin' ny teny malagasy]] izany dia soratana hoe ''Jôrama'' fa amin' ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy|Baiboly prôtestanta amin' ny teny malagasy]] kosa dia ''Jehorama''. |
||
== Jereo koa == |
== Jereo koa == |
Endrika tamin'ity 19 Desambra 2021 à 13:50 ity
I Jôrama na Jehôrama dia mpanjakan' i Israely nandritra ny 11 taona nanomboka tamin' ny taona 852 tal. J.K. hatramin' ny taona 841 tal. J.K. Ny mpanjaka Ahaba no rainy ary i Jezebela no reniny. Nandimby ny zokiny Ahazia (na Ôkôziasa) izy teo amin' ny fanjakana tao Samaria (na Israely avaratra) alohan' ny namonoan' i Jeho azy. Tsy afangaro amin' i Jehôrama na Jorama mpanjakan' i Jodà izy.
Ny anarany[hanova | hanova ny fango]
Amin' ny teny hebreo dia atao hoe יְהוֹרָם / Yəhōrām na יוֹרָם / Yôrām. Ao amin' ny Baiboly katôlika amin' ny teny malagasy izany dia soratana hoe Jôrama fa amin' ny Baiboly prôtestanta amin' ny teny malagasy kosa dia Jehorama.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Mpanjakan' i Israely
Saoly - Isbôseta - Davida - Sôlômôna (na Salômôna) - Jerôbôama I - Nadaba - Baasa (na Basa) - Ela - Zimry - Ômry - Ahaba (na Akaba) - Ahazia (na Ôkôziasa) - Jôrama - Jeho - Jôahaza (na Jôakaza) - Jôasy (na Jôasa) - Jerôbôama II - Zakaria - Saloma - Menahema - Pekahia (na Faseia) - Peka (na Fasea) - Hôsea (na Ôsea).