Peka (mpanjakan' i Israely): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Peka (mpanjakan'i Israely) ho Peka (mpanjakan' i Israely) i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-8: Andalana faha-8:
Amin'ny [[Fiteny hebreo|fiteny hebreo]] dia פֶּ֨קַח‎ / ''Peqaḥ'' no anaran'i Peka.
Amin'ny [[Fiteny hebreo|fiteny hebreo]] dia פֶּ֨קַח‎ / ''Peqaḥ'' no anaran'i Peka.


== Jereo koa: ==
== Jereo koa ==


* [[Mpanjakan'i Israely]]
* [[Mpanjakan' i Israely]]
'''Mpanjakan' i Israely'''


[[Saoly]] - [[Isbôseta]] - [[Davida (mpanjaka)|Davida]] - [[Sôlômôna]] (na Salômôna) - [[Jerôbôama I]] - [[Nadaba]] - [[Baasa]] (na Basa) - [[Ela (mpanjakan' i Israely)|Ela]] - [[Zimry]] - [[Ômry]] - [[Ahaba]] (na Akaba) - [[Ahazia (mpanjakan' i Israely)|Ahazia]] (na Ôkôziasa) - [[Jôrama (mpanjakan' i Israely)|Jôrama]] - [[Jeho]] - [[Jôahaza (mpanjakan' i Israely)|Jôahaza]] (na Jôakaza) - [[Jôasy (mpanjakan' i Israely)|Jôasy]] (na Jôasa) - [[Jerôbôama II]] - [[Zakaria (mpanjakan' i Israely)|Zakaria]] - [[Saloma (mpanjakan' i Israely)|Saloma]] - [[Menahema]] - [[Pekahia]] (na Faseia) - [[Peka (mpanjakan' i Israely)|Peka]] (na Fasea) - [[Hôsea (mpanjakan' i Israely)|Hôsea]] (na Ôsea).
=== Mpanjakan'i Israely ===
[[Saoly]] - [[Isboseta]] - [[Davida (mpanjaka)|Davida]] - [[Solomona]] (na Salômôna) - [[Jeroboama I]] - [[Nadaba]] - [[Baasa]] (na Basa) - [[Ela (mpanjakan'i Israely)|Ela]] - [[Zimry]] - [[Omry]] - [[Ahaba]] (na Akaba) - [[Ahazia (mpanjakan'i Israely)|Ahazia]] (na Okoziasa) - [[Jorama (mpanjakan'i Israely)|Jorama]] - [[Jeho]] - [[Joahaza (mpanjakan'i Israely)|Joahaza]] (na Joakaza) - [[Joasy (mpanjakan'i Israely)|Joasy]] (na Joasa) - [[Jeroboama II]] - [[Zakaria (mpanjakan'i Israely)|Zakaria]] - [[Saloma (mpanjakan'i Israely)|Saloma]] - [[Menahema]] - [[Pekahia]] (na Faseia) - [[Peka (mpanjakan'i Israely)|Peka]] (na Fasea) - [[Hosea (mpanjakan'i Israely)|Hosea]] (na Osea).

Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Desambra 2021 à 13:30

I Peka na Fasea dia mpanjakan'i Israely nandritra ny dimy taona teo antenantenan'ny taonjato faha-8 tal. J.K. Zanak'i Remalia izy. Mpitari-tafiky ny mpanjaka Pekahia (na Faseia) izay novonoiny hakany ny fitondrana izy.

Lasa ambany fifehezan'i Rezona II mpanjakan'i Damasy (na Damaskosy) i Peka ka lasa nanafika an'i Ahaza (na Akaza) mpanjakan'i Jodà izy sy ity mpanjaka ity. Nila fanampiana amin'i Teglata-Falasara mpanjakan'i Asiria i Ahaza ka nahazo izany nefa nanome an'i Teglata-Falasara ny volamena tao amin'ny Tempoly ho takalon'izany. Azo tamin'i Peka ny tanànan'i Galaada (na Gileada) sy ny tanànan'i Galilea (na Galilia) ary ny tanin'ny fokon'i Naftaly (na Neftaly) sady nafindra tany Asiria ny vahoaka tamin'ny taona 734 tal. J.K. Nanohy nanjaka tao Samaria i Peka nefa teo ambany fifehezan'i Teglata-Falasara. Novonoin'i Hosea (na Osea) i Peka tamin'ny taona 732 tal. J.K. ka ity mpamony ity no andimby azy teo amin'ny fitondrana.

Araka an'i William F. Bright dia nanjaka tamin'ny taona 748 hatramin'ny 732 tal. J.K. i Peka fa i Edwin R. Thiele kosa milaza fa tokony ho ny taona 740 hatramin'ny 732 izany.

Ny anarany

Amin'ny fiteny hebreo dia פֶּ֨קַח‎ / Peqaḥ no anaran'i Peka.

Jereo koa

Mpanjakan' i Israely

Saoly - Isbôseta - Davida - Sôlômôna (na Salômôna) - Jerôbôama I - Nadaba - Baasa (na Basa) - Ela - Zimry - Ômry - Ahaba (na Akaba) - Ahazia (na Ôkôziasa) - Jôrama - Jeho - Jôahaza (na Jôakaza) - Jôasy (na Jôasa) - Jerôbôama II - Zakaria - Saloma - Menahema - Pekahia (na Faseia) - Peka (na Fasea) - Hôsea (na Ôsea).