Mpanjakan' i Israely: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Mpanjakan'i Israely ho Mpanjakan' i Israely i Thelezifor
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Desambra 2021 à 12:27

Ny mpanjakan'i Israely dia ireo mpanjaka avy amin'ny fokon'i Israely lazaina ao amin'ny Baiboly fa nanapaka ny tanin'i Israely ao Palestina, nanomboka tamin'ny taona 1051 tal. J.K. hatramin'ny taona 721 tal. J.K. Nanomboka tamin'ny nisarahan'ny Fanjakan'i Israely sy ny Fanjakan'i Jodà dia ireto ny mpanjakan'i Israely nifandimby raha tsy isaina i Saoly na Saola (שאול - Shā’ûl) sy Isboseta (אִֽישְׁבֹּשֶׁת‬ / Ishboshet) sy i Davida (דָּוִד / Dāwîḏ) ary i Solomona (שְׁלֹמֹה‬ / Shlomoh).

  • Jeroboama I (hebreo: יָרָבְעָם‬ / Yaraḇe‘am);
  • Nadaba (hebreo: נָדָב‬ / Naḏaḇ);
  • Baasa na Basa (hebreo: בַּעְשָׁא‬, / Baʿashaʾ);
  • Ela (hebreo: אֵלָה‎ /’Elah);
  • Zimry (hebreo: זִמְרִי / Zimri,);
  • Omry (hebreo: עמרי‬ / ‘Omri);
  • Ahaba (hebreo: אַחְאָב / ʼAḥʼaḇ);
  • Ahazia na Okoziasa (hebreo: אֲחַזְיָה‎ / ’Aḥazyah);
  • Jorama (hebreo: יְהוֹרָם‎ / Yehoram);
  • Jeho (hebreo: יֵהוּא‬ /Yehu);
  • Joahaza na Joakaza (hebreo: יְהוֹאָחָז‎ / Yeho’aḥaz);
  • Joasy na Joasa (hebreo: יהואש / Yeho’ash na יואש / Yo’ash);
  • Jeroboama II (hebreo: יָרָבְעָם‎ / Yaraḇe‘am);
  • Zakaria (hebreo: זְכַרְיָה‎ / Zeḵaryah);
  • Saloma (hebreo: שַׁלּ֤וּם‎ / Shallum);
  • Menahema (hebreo: מְנַחֵם / Menaẖem);
  • Pekahia na Faseia (hebreo: פקחיה‎ / Peqaḥyah);
  • Peka na Fasea (hebreo: פֶּ֨קַח‎ / Peqaḥ);
  • Hosea na Osea (hebreo: הושע / Hoshea‘).

Jereo koa: