Hezekia: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Ezechias detail.jpg|vignette|297x297px]]
[[Sary:Ezechias detail.jpg|vignette|297x297px]]
I '''[[Hezekia]]''' na [[Hezekia|'''Ezekiasa''']] dia mpanjaka tao amin'ny [[Fanjakan'i Jodà]] nandritra ny taona 715-687 tal. J.K. Izy no nandimby an'i [[Ahaza]] (na Akaza).
I '''Hezekia''' na '''Ezekiasa''' dia mpanjaka tao amin' ny [[Fanjakan' i Jodà]] nandritra ny taona 715-687 tal. J.K. Izy no nandimby an' i [[Ahaza]] (na Akaza).


== Ny anarany ==
== Ny anarany ==
Ny Baiboly hebreo ([[Tanakh]]) dia manoratra ilay anarana hoe חזקיה / ''Hizqiyah,'' ny [[Septanta]] (grika) dia miantso azy hoe Εζεκίας / ''Ézekias,'' ary ny [[Volgata]] (latina) manoratra hoe ''Ezechias''. Ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy|Baiboly protestanta malagasy]] dia manoratra hoe ''Hezekia'' fa ny [[Baiboly katolika amin'ny teny malagasy]] kosa dia ahitana ny hoe ''Ezekiasa''. Io anarana io dia midika hoe "mampahery Andriamanitra".
Ny Baiboly [[Fiteny hebreo|hebreo]] ([[Tanakh]]) dia manoratra ilay anarana hoe חזקיה / ''Hizqiyah,'' ny [[Septanta]] ([[Fiteny grika kôine|grika]]) dia miantso azy hoe Εζεκίας / ''Ézekias,'' ary ny [[Volgata]] ([[Fiteny latina|latina]]) manoratra hoe ''Ezechias''. Ny [[Baiboly prôtestanta amin' ny teny malagasy|Baiboly prôtestanta malagasy]] dia manoratra hoe ''Hezekia'' fa ny [[Baiboly katôlika amin' ny teny malagasy|Baiboly katôlika amin'ny teny malagasy]] kosa dia ahitana ny hoe ''Ezekiasa''. Io anarana io dia midika hoe "mampahery Andriamanitra".


== Ny tantarany ==
== Ny tantarany ==
Ny zava-nitranga tamin'ny andron'i Hezekia dia ny nanafihan'ny [[Asiria|Asiriana]] an'i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] tamin'ny taona 701 tal. J.K. na dia teo aza ny fikambanany tamin'i Egipta mba hanohitra ny herin'i Asiria. Taorian'io dia niverina ny fahefan'ny Asiriana tamin'ny Jodà ka nampandoaviny onitra be i Hezekia, araka ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] (2Mpanj. 18.13-16).
Ny zava-nitranga tamin' ny andron' i Hezekia dia ny nanafihan' ny [[Asiria|Asiriana]] an' i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] tamin' ny taona 701 tal. J.K. na dia teo aza ny fikambanany tamin' i [[Ejipta tamin' ny Andro Taloha|Egipta]] mba hanohitra ny herin' i Asiria. Taorian' io dia niverina ny fahefan' ny Asiriana tamin' ny Jodà ka nampandoaviny onitra be i Hezekia, araka ny [[Boky faharoan' ny Mpanjaka]] (2Mpanj. 18.13-16).


Nanafika an'i Jodà indray i Asiria tamin'ny taona 690 tal. J.K. nefa tsy nahomby izy ireo fa niharam-pahavoazana. Araka ny voasoratra ao amin'ny Boky faharoan'ny Mpanjaka ihany (2Mpanj. 19.35) dia nisy [[anjely]] namono ny miaramila asiriana miisa 185 000.
Nanafika an' i Jodà indray i Asiria tamin' ny taona 690 tal. J.K. nefa tsy nahomby izy ireo fa niharam-pahavoazana. Araka ny voasoratra ao amin' ny Boky faharoan' ny Mpanjaka ihany (2Mpanj. 19.35) dia nisy [[anjely]] namono ny miaramila asiriana miisa 185 000.


Lazain'ny [[Baiboly]] ho mpanavao ny finoana i Hezekia tamin'ny nanapotehany ny alitaran'ny [[Fanompoan-tsampy|mpanompo sampy]] sy ny nanafoanany ny fanompoam-pivavahana natao amin'ny [[Henoteisma|andriamanitry ny isan-tanana]]. Niara-belona tamin'i Hezekia ny mpaminany [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] (na Izaia).
Lazain' ny [[Baiboly]] ho mpanavao ny finoana i Hezekia tamin' ny nanapotehany ny alitaran' ny [[Fanompoan-tsampy|mpanompo sampy]] sy ny nanafoanany ny fanompoam-pivavahana natao amin' ny [[Henôteisma|andriamanitry ny isan-tanana]]. Niara-belona tamin' i Hezekia ny mpaminany [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] (na Izaia).


== Jereo koa: ==
== Jereo koa ==


* [[Fanjakan'i Jodà]]
* [[Fanjakan' i Jodà]]
* [[Fanjakan'i Israely (Samaria)]]
* [[Fanjakan' i Israely (Samaria)]]
* [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Fanjaka'i Israely mitambatra]]
* [[Fanjakan' i Israely (mitambatra)|Fanjaka' i Israely mitambatra]]
'''Mpanjakan' i Jodà'''


[[Saoly]] - [[Isbôseta]] - [[Davida (Baiboly)|Davida]] - [[Sôlômôna]] (na Salômôna) - [[Rehôbôama]] (na Rôbôama) - [[Abiama]] (na Abia) [[Asa (mpanjakan' i Jodà)|- Asa]] - [[Jôsafata]] - [[Jehôrama (mpanjakan' i Jodà)|Jehôrama]] (na Jôrama) - [[Ahazia (mpanjakan' i Jodà)|Ahazia]] (na Ôkôziasa) - [[Atalia]] - [[Jôasy (mpanjakan' i Jodà)|Jôasy]] (na Jôasa) - [[Amazia]] (na Amaziasa) - [[Ozia]] (na Oziasa na [[Azaria]] na Azariasa) - [[Jôtama]] - [[Ahaza]] (na Akaza) - [[Hezekia]] (na Ezekiasa) - [[Manase]] - [[Amôna (mpanjakan' i Jodà)|Amôna]] - [[Jôsia (mpanjakan' i Jodà)|Jôsia]] (na Jôsiasa) - [[Jôahaza (mpanjakan' i Jodà)|Jôahaza]] (na Jôakaza) - [[Jôiakima]] (na Jôakima) - [[Jôiakina]] (na Jôasina na [[Jôiakina|Jekônia]] na Jekôniasa) - [[Zedekia]] (na Sedekiasa).
=== Mpanjakan'i Jodà ===
[[Saoly]] - [[Isboseta]] - [[Davida (mpanjaka)|Davida]] - [[Solomona]] (na Salômôna) - [[Rehoboama]] (na Roboama) - [[Abiama]] (na Abia) [[Asa (mpanjakan'i Jodà)|- Asa]] - [[Josafata]] - [[Jehorama (mpanjakan'i Jodà)|Jehorama]] (na Jorama) - [[Ahazia (mpanjakan'i Jodà)|Ahazia]] (na Okoziasa) - [[Atalia]] - [[Joasy (mpanjakan'i Jodà)|Joasy]] (na Joasa) - [[Amazia]] (na Amaziasa) - [[Ozia]] (na Oziasa na [[Azaria]] na Azariasa) - [[Jotama]] - [[Ahaza]] (na Akaza) - [[Hezekia]] (na Ezekiasa) - [[Manase]] - [[Amona (mpanjakan'i Jodà)|Amona]] - [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] (na Josiasa) - [[Joahaza (mpanjakan'i Jodà)|Joahaza]] (na Joakaza) -[[Joiakima]] (na Joakima) - [[Joiakina]] (na Joasina na [[Jekonia]] na Jekoniasa) - [[Zedekia]] (na Sedekiasa).

Endrika tamin'ity 19 Desambra 2021 à 12:07 ity

I Hezekia na Ezekiasa dia mpanjaka tao amin' ny Fanjakan' i Jodà nandritra ny taona 715-687 tal. J.K. Izy no nandimby an' i Ahaza (na Akaza).

Ny anarany[hanova | hanova ny fango]

Ny Baiboly hebreo (Tanakh) dia manoratra ilay anarana hoe חזקיה / Hizqiyah, ny Septanta (grika) dia miantso azy hoe Εζεκίας / Ézekias, ary ny Volgata (latina) manoratra hoe Ezechias. Ny Baiboly prôtestanta malagasy dia manoratra hoe Hezekia fa ny Baiboly katôlika amin'ny teny malagasy kosa dia ahitana ny hoe Ezekiasa. Io anarana io dia midika hoe "mampahery Andriamanitra".

Ny tantarany[hanova | hanova ny fango]

Ny zava-nitranga tamin' ny andron' i Hezekia dia ny nanafihan' ny Asiriana an' i Jodà tamin' ny taona 701 tal. J.K. na dia teo aza ny fikambanany tamin' i Egipta mba hanohitra ny herin' i Asiria. Taorian' io dia niverina ny fahefan' ny Asiriana tamin' ny Jodà ka nampandoaviny onitra be i Hezekia, araka ny Boky faharoan' ny Mpanjaka (2Mpanj. 18.13-16).

Nanafika an' i Jodà indray i Asiria tamin' ny taona 690 tal. J.K. nefa tsy nahomby izy ireo fa niharam-pahavoazana. Araka ny voasoratra ao amin' ny Boky faharoan' ny Mpanjaka ihany (2Mpanj. 19.35) dia nisy anjely namono ny miaramila asiriana miisa 185 000.

Lazain' ny Baiboly ho mpanavao ny finoana i Hezekia tamin' ny nanapotehany ny alitaran' ny mpanompo sampy sy ny nanafoanany ny fanompoam-pivavahana natao amin' ny andriamanitry ny isan-tanana. Niara-belona tamin' i Hezekia ny mpaminany Isaia (na Izaia).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Mpanjakan' i Jodà

Saoly - Isbôseta - Davida - Sôlômôna (na Salômôna) - Rehôbôama (na Rôbôama) - Abiama (na Abia) - Asa - Jôsafata - Jehôrama (na Jôrama) - Ahazia (na Ôkôziasa) - Atalia - Jôasy (na Jôasa) - Amazia (na Amaziasa) - Ozia (na Oziasa na Azaria na Azariasa) - Jôtama - Ahaza (na Akaza) - Hezekia (na Ezekiasa) - Manase - Amôna - Jôsia (na Jôsiasa) - Jôahaza (na Jôakaza) - Jôiakima (na Jôakima) - Jôiakina (na Jôasina na Jekônia na Jekôniasa) - Zedekia (na Sedekiasa).