Ahaza: Fahasamihafan'ny versiona

Aller à la navigation Aller à la recherche
tsy misy ambangovangom-panovana
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
 
I '''[[Ahaza]]''' na [[Ahaza|'''Akaza''']] dia mpanjakan' i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] teo anelanelan' ny taona 735 sy 715 tal. J.K. Zanak' i [[JotamaJôtama]]<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 742-735 tal. J.K. i Jotama.</small></ref> izy. Izy no mpanjakan' i Jodà faha-12. I [[Hezekia]] na Ezekiasa zanany no nandimby azy.
 
== Ny anarany ==
Amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia soratana hoe אָחָז / Â''khâz'' ilay anarana. Fanafohezana ny hoe ''Ioakhâz'' (JoahazaJôahaza na JoakazaJôakaza) izay midika hoe "Iahveh mitazona" ny hoe ''Âkhâz''. Ny [[Septoajinta]] (Baiboly jiosy amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]]) dia manoratra azy hoe Ἄχαζ / ''Akhaz'' ary ny [[Volgata]] (Baiboly katolikakatôlika amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]]) dia manoratra hoe ''Achaz''.
 
Ny [[Baiboly protestantaprôtestanta amin' ny teny malagasy]] dia manoratra hoe ''Ahaza'' fa ny [[Baiboly katolikakatôlika amin' ny teny malagasy]] kosa manoratra hoe ''Akaza''.
 
== Ny tantarany ==
Raha vao nanjaka izy dia notafihin' ny mpanjaka tao amin' ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan' i Israely]] atao hoe [[Peka (mpanjakan'i Israely)|Peka]] (na Fasea)<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 737-732 tal. J.K. i Peka</small></ref> sy Rezina (na Rasima) mpanjakan' i [[Siria (faritra)|Siria]]<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 742-732 tal. J.K. i Rezina.</small></ref> izay tsy nahazo fahafaham-po tamin' i Ahaza ny amin' ny tokony hiraisany hina hanohitra an' i Asiria. I [[EdomaEdôma]] koa dia nanafika an' i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] tamin' ny andron' i Ahaza izay voatery tsy naharo ny tananan' i Elata ho azon' ny EdomitaEdômita. Nitady vonjy tamin' ny mpanjakan' i [[Asiria]] atao hoe [[Teglata-Falasara III]]<ref><small>Nanjaka tamin'ny taona 745-727 tal. J.K.i Teglata-Falasara.</small></ref> i Ahaza mba hanampy azy hanohitra ny fahavalony. Resin' i Asiria tokoa i Siria sy i Israely. Izany no atao hoe [[ady siro-efraimita|ady sirô-efraimita]] na [[Ady siro-efraimika|sirosirô-efraimika]] izany ady izany.
 
Ho takalon' izany fanampiana izany anefa dia tsy maitsy nanome ampahany tamin' ny tahirin-karen' ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ho an' i Asiria i Ahaza. Tsy voaraka amin' ny tokony ho izy intsony ny fanompoana tao an-Tempoly sady nanompo ny [[PoliteismaPôliteisma|andriamanitra maro]] sy ny [[Fanompoan-tsampy|sampi]]<nowiki/>n' i Asiria i Ahaza. Nampangain' ny mpaminany [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] (na [[Izaia (mpaminany)|Izaia]]) ho tsy mahatoky teo imason' i [[Iahveh]] ny mpanjaka Ahaza tamin' ny nitadiavan' i Ahaza vonjy tamin' ny Asiriana fa tsy tamin' Andriamanitra. Tamin' ny taona 715 tal. J.K. dia nandimby an' i Ahaza ny zanany atao hoe [[Hezekia]] na Ezekiasa.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Mpanjakan' i Israely]]
=== '''Mpanjakan' i Jodà ==='''
 
[[Saoly]] - [[IsbosetaIsbôseta]] - [[Davida (mpanjakaBaiboly)|Davida]] - [[SolomonaSôlômôna]] (na Salômôna) - [[RehoboamaRehôbôama]] (na RoboamaRôbôama) - [[Abiama]] (na Abia) [[Asa (mpanjakan' i Jodà)|- Asa]] - [[JosafataJôsafata]] - [[JehoramaJehôrama (mpanjakan' i Jodà)|JehoramaJehôrama]] (na JoramaJôrama) - [[Ahazia (mpanjakan' i Jodà)|Ahazia]] (na OkoziasaÔkôziasa) - [[Atalia]] - [[JoasyJôasy (mpanjakan' i Jodà)|JoasyJôasy]] (na JoasaJôasa) - [[Amazia]] (na Amaziasa) - [[Ozia]] (na Oziasa na [[Azaria]] na Azariasa) - [[JotamaJôtama]] - [[Ahaza]] (na Akaza) - [[Hezekia]] (na Ezekiasa) - [[Manase]] - [[AmonaAmôna (mpanjakan' i Jodà)|AmonaAmôna]] - [[JosiaJôsia (mpanjakan' i Jodà)|JosiaJôsia]] (na JosiasaJôsiasa) - [[JoahazaJôahaza (mpanjakan' i Jodà)|JoahazaJôahaza]] (na JoakazaJôakaza) - [[JoiakimaJôiakima]] (na JoakimaJôakima) - [[JoiakinaJôiakina]] (na JoasinaJôasina na [[JekoniaJôiakina|Jekônia]] na JekoniasaJekôniasa) - [[Zedekia]] (na Sedekiasa).
=== Mpanjakan'i Jodà ===
[[Saoly]] - [[Isboseta]] - [[Davida (mpanjaka)|Davida]] - [[Solomona]] (na Salômôna) - [[Rehoboama]] (na Roboama) - [[Abiama]] (na Abia) [[Asa (mpanjakan'i Jodà)|- Asa]] - [[Josafata]] - [[Jehorama (mpanjakan'i Jodà)|Jehorama]] (na Jorama) - [[Ahazia (mpanjakan'i Jodà)|Ahazia]] (na Okoziasa) - [[Atalia]] - [[Joasy (mpanjakan'i Jodà)|Joasy]] (na Joasa) - [[Amazia]] (na Amaziasa) - [[Ozia]] (na Oziasa na [[Azaria]] na Azariasa) - [[Jotama]] - [[Ahaza]] (na Akaza) - [[Hezekia]] (na Ezekiasa) - [[Manase]] - [[Amona (mpanjakan'i Jodà)|Amona]] - [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] (na Josiasa) - [[Joahaza (mpanjakan'i Jodà)|Joahaza]] (na Joakaza) -[[Joiakima]] (na Joakima) - [[Joiakina]] (na Joasina na [[Jekonia]] na Jekoniasa) - [[Zedekia]] (na Sedekiasa).
 
== Loharano sy fanamarihana ==
29 377

modifications

Meny fitetezana