Jôtama: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-9: Andalana faha-9:
'''Mpanjakan' i Jodà'''
'''Mpanjakan' i Jodà'''


[[Saoly]] - [[Isboseta]] - [[Davida (mpanjaka)|Davida]] - [[Solomona]] (na Salômôna) - [[Rehoboama]] (na Roboama) - [[Abiama]] (na Abia) [[Asa (mpanjakan'i Jodà)|- Asa]] - [[Josafata]] - [[Jehorama (mpanjakan'i Jodà)|Jehorama]] (na Jorama) - [[Ahazia (mpanjakan'i Jodà)|Ahazia]] (na Okoziasa) - [[Atalia]] - [[Joasy (mpanjakan'i Jodà)|Joasy]] (na Joasa) - [[Amazia]] (na Amaziasa) - [[Ozia]] (na Oziasa na [[Azaria]] na Azariasa) - [[Jotama]] - [[Ahaza]] (na Akaza) - [[Hezekia]] (na Ezekiasa) - [[Manase]] - [[Amona (mpanjakan'i Jodà)|Amona]] - [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] (na Josiasa) - [[Joahaza (mpanjakan'i Jodà)|Joahaza]] (na Joakaza) -[[Joiakima]] (na Joakima) - [[Joiakina]] (na Joasina na [[Jekonia]] na Jekoniasa) - [[Zedekia]] (na Sedekiasa).
[[Saoly]] - [[Isbôseta]] - [[Davida (Baiboly)|Davida]] - [[Sôlômôna]] (na Salômôna) - [[Rehôbôama]] (na Rôbôama) - [[Abiama]] (na Abia) [[Asa (mpanjakan' i Jodà)|- Asa]] - [[Jôsafata]] - [[Jehôrama (mpanjakan' i Jodà)|Jehôrama]] (na Jôrama) - [[Ahazia (mpanjakan' i Jodà)|Ahazia]] (na Ôkôziasa) - [[Atalia]] - [[Jôasy (mpanjakan' i Jodà)|Jôasy]] (na Jôasa) - [[Amazia]] (na Amaziasa) - [[Ozia]] (na Oziasa na [[Azaria]] na Azariasa) - [[Jôtama]] - [[Ahaza]] (na Akaza) - [[Hezekia]] (na Ezekiasa) - [[Manase]] - [[Amôna (mpanjakan' i Jodà)|Amôna]] - [[Jôsia (mpanjakan' i Jodà)|Jôsia]] (na Jôsiasa) - [[Jôahaza (mpanjakan' i Jodà)|Jôahaza]] (na Jôakaza) -[[Jôiakima]] (na Jôakima) - [[Jôiakina]] (na Jôasina na [[Jôiakina|Jekônia]] na Jekôniasa) - [[Zedekia]] (na Sedekiasa).

Endrika tamin'ity 19 Desambra 2021 à 11:57 ity

I Jôtama dia mpanjakan' i Jodà tamin' ny taonjato faha-8 tal. J.K., zanak' i Ozia (na Oziasa) tamin' i Jerosa zanakavavin' i Zadôka (na Sadôka) sady rain' i Ahaza (na Akaza). Nanomboka nanjaka izy tamin' ny faha-25 taonany ka nanjaka nandritra ny 16 taona teo anelanelan' ny taona 742 sy 735 tal. J.K. Nanomboka tamin' ny nahavoan' ny habokana an-drainy dia nanapaka an' i Jodà fahavelon-drainy izy. Ny taona 735 tal. J.K. no nanonganan' ny mpanohana ny Asiriana azy ka nanangana an' i Ahaza (na Akaza) zanany hisolo azy. Maty tokony tamin' ny taona 731 tal. J.K. izy.

Ny anarany[hanova | hanova ny fango]

Atao hoe יוֹתָם / Yōṯam izy amin' ny fiteny hebreo fa Ιωαθαμ / Ioatham amin' ny fiteny grika ary Joatham amin' ny fiteny latina.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Mpanjakan' i Jodà

Saoly - Isbôseta - Davida - Sôlômôna (na Salômôna) - Rehôbôama (na Rôbôama) - Abiama (na Abia) - Asa - Jôsafata - Jehôrama (na Jôrama) - Ahazia (na Ôkôziasa) - Atalia - Jôasy (na Jôasa) - Amazia (na Amaziasa) - Ozia (na Oziasa na Azaria na Azariasa) - Jôtama - Ahaza (na Akaza) - Hezekia (na Ezekiasa) - Manase - Amôna - Jôsia (na Jôsiasa) - Jôahaza (na Jôakaza) -Jôiakima (na Jôakima) - Jôiakina (na Jôasina na Jekônia na Jekôniasa) - Zedekia (na Sedekiasa).