Jôtama: Fahasamihafan'ny versiona
kAucun résumé des modifications |
|||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
I ''' |
I '''Jôtama''' dia mpanjakan' i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] tamin' ny taonjato faha-8 tal. J.K., zanak' i [[Ozia]] (na Oziasa) tamin' i Jerosa zanakavavin' i Zadôka (na Sadôka) sady rain' i [[Ahaza]] (na Akaza). Nanomboka nanjaka izy tamin' ny faha-25 taonany ka nanjaka nandritra ny 16 taona teo anelanelan' ny taona 742 sy 735 tal. J.K. Nanomboka tamin' ny nahavoan' ny [[habokana]] an-drainy dia nanapaka an' i Jodà fahavelon-drainy izy. Ny taona 735 tal. J.K. no nanonganan' ny mpanohana ny [[Asiria|Asiriana]] azy ka nanangana an' i Ahaza (na Akaza) zanany hisolo azy. Maty tokony tamin' ny taona 731 tal. J.K. izy. |
||
== Ny anarany == |
== Ny anarany == |
||
Atao hoe יוֹתָם / Yōṯam izy amin'ny fiteny hebreo fa ''Ιωαθαμ'' / ''Ioatham'' amin'ny fiteny grika ary ''Joatham'' amin'ny fiteny latina. |
Atao hoe יוֹתָם / Yōṯam izy amin' ny [[fiteny hebreo]] fa ''Ιωαθαμ'' / ''Ioatham'' amin' ny [[fiteny grika]] ary ''Joatham'' amin' ny [[fiteny latina]]. |
||
== Jereo koa |
== Jereo koa == |
||
* [[Mpanjakan'i Jodà]] |
* [[Mpanjakan' i Jodà]] |
||
⚫ | |||
⚫ | |||
[[Saoly]] - [[Isboseta]] - [[Davida (mpanjaka)|Davida]] - [[Solomona]] (na Salômôna) - [[Rehoboama]] (na Roboama) - [[Abiama]] (na Abia) [[Asa (mpanjakan'i Jodà)|- Asa]] - [[Josafata]] - [[Jehorama (mpanjakan'i Jodà)|Jehorama]] (na Jorama) - [[Ahazia (mpanjakan'i Jodà)|Ahazia]] (na Okoziasa) - [[Atalia]] - [[Joasy (mpanjakan'i Jodà)|Joasy]] (na Joasa) - [[Amazia]] (na Amaziasa) - [[Ozia]] (na Oziasa na [[Azaria]] na Azariasa) - [[Jotama]] - [[Ahaza]] (na Akaza) - [[Hezekia]] (na Ezekiasa) - [[Manase]] - [[Amona (mpanjakan'i Jodà)|Amona]] - [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] (na Josiasa) - [[Joahaza (mpanjakan'i Jodà)|Joahaza]] (na Joakaza) -[[Joiakima]] (na Joakima) - [[Joiakina]] (na Joasina na [[Jekonia]] na Jekoniasa) - [[Zedekia]] (na Sedekiasa). |

Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Desambra 2021 à 09:17
I Jôtama dia mpanjakan' i Jodà tamin' ny taonjato faha-8 tal. J.K., zanak' i Ozia (na Oziasa) tamin' i Jerosa zanakavavin' i Zadôka (na Sadôka) sady rain' i Ahaza (na Akaza). Nanomboka nanjaka izy tamin' ny faha-25 taonany ka nanjaka nandritra ny 16 taona teo anelanelan' ny taona 742 sy 735 tal. J.K. Nanomboka tamin' ny nahavoan' ny habokana an-drainy dia nanapaka an' i Jodà fahavelon-drainy izy. Ny taona 735 tal. J.K. no nanonganan' ny mpanohana ny Asiriana azy ka nanangana an' i Ahaza (na Akaza) zanany hisolo azy. Maty tokony tamin' ny taona 731 tal. J.K. izy.
Ny anarany
Atao hoe יוֹתָם / Yōṯam izy amin' ny fiteny hebreo fa Ιωαθαμ / Ioatham amin' ny fiteny grika ary Joatham amin' ny fiteny latina.
Jereo koa
Mpanjakan' i Jodà
Saoly - Isboseta - Davida - Solomona (na Salômôna) - Rehoboama (na Roboama) - Abiama (na Abia) - Asa - Josafata - Jehorama (na Jorama) - Ahazia (na Okoziasa) - Atalia - Joasy (na Joasa) - Amazia (na Amaziasa) - Ozia (na Oziasa na Azaria na Azariasa) - Jotama - Ahaza (na Akaza) - Hezekia (na Ezekiasa) - Manase - Amona - Josia (na Josiasa) - Joahaza (na Joakaza) -Joiakima (na Joakima) - Joiakina (na Joasina na Jekonia na Jekoniasa) - Zedekia (na Sedekiasa).