Tôlà: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Tola ho Tôla i Thelezifor
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Desambra 2021 à 04:21

I Tola na Tôlà dia mpitsara tao Israely izay nandimby an'i Abimeleka mpitsara nanandrana ny ho mpanjaka. Tôlāʻ (תּוֹלָע) no fanononana ilay anarana amin'ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak'i Israely nandritra ny 23 taona i Tola, araka ny Bokin'ny Mpitsara (Mpit. 10:1-2.). I Jaira no mpitsara nandimby azy.

Jereo koa:

Mpitsara lehibe

Mpitsara madinika

Mpitsara hafa

Fifandimbiasan'ny mpitsaran'i Israely:

Otniela - Ehoda - Samgara - Debora (vehivavy) - Gideona - Abimeleka - Tola - Jaira - Jefta - Ibzana - Elona - Abdona - Samsona - Ely - Samoela.