Antilia Kely: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Antilia Madinika ho Antilia Kely i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''Antilia Madinika''' na '''Karaîna Madinika''' dia [[tangoro-nosy]] ao atsinanana sy atsimo amin' ny [[Ranomasin' ny Karaîba]], ao amin' ny [[Ranomasimbe Atlantika]], izay ahitana ireo nosy ao amin' ny tapany atsimon' ny tapa-paribolana antiliana hatrany [[Pôrtô Rikô]] sy ny hadin' i Anegada ao avaratra-andrefana hatrany amin' ny zana-kontinentan' i [[Amerika Atsimo]]. Ireo nosy ao amin' ny [[Antilia Lehibe]] no mifameno amin' izy ireo.
Ny '''Antilia Kely''' na '''Karaîba Kely''' dia [[tangoro-nosy]] ao atsinanana sy atsimo amin' ny [[Ranomasin' ny Karaîba]], ao amin' ny [[Ranomasimbe Atlantika]], izay ahitana ireo nosy ao amin' ny tapany atsimon' ny tapa-paribolana antiliana hatrany [[Pôrtô Rikô]] sy ny hadin' i Anegada ao avaratra-andrefana hatrany amin' ny zana-kontinentan' i [[Amerika Atsimo]]. Ireo nosy ao amin' ny [[Antilia Lehibe]] no mifameno amin' izy ireo.


Mamorona tandaha-nosy lava ireo nosy ao aminy izay ao amin' ny Ranomasin' ny Karaîba.
Mamorona tandaha-nosy lava ireo nosy ao aminy izay ao amin' ny Ranomasin' ny Karaîba.

Endrika tamin'ity 6 Desambra 2021 à 12:37 ity

Ny Antilia Kely na Karaîba Kely dia tangoro-nosy ao atsinanana sy atsimo amin' ny Ranomasin' ny Karaîba, ao amin' ny Ranomasimbe Atlantika, izay ahitana ireo nosy ao amin' ny tapany atsimon' ny tapa-paribolana antiliana hatrany Pôrtô Rikô sy ny hadin' i Anegada ao avaratra-andrefana hatrany amin' ny zana-kontinentan' i Amerika Atsimo. Ireo nosy ao amin' ny Antilia Lehibe no mifameno amin' izy ireo.

Mamorona tandaha-nosy lava ireo nosy ao aminy izay ao amin' ny Ranomasin' ny Karaîba.

Ireto avy ireo nosy hita ao: ny nosy Virgin Islands an' i Etazonia, ny nosy Virgin Islands britanika, i Sint Maarten (ao amin' ny Fanjakàn' i Nederlandy), ireo nosy Karaîba Neerlandey (Caribisch Nederland), ireo Antilia frantsay (Antilles françaises), i Barbado, i Dôminika, i Grenada, i Montserrat, i Santa-Kity-sy-Nevisy, i Santa Losia, i Santa-Vinsanta-sy-Grenadina, i Trinite-sy-Tôbagô, ary i Curaçao sy i Aruba (samy an' i Nederlandy).