Akoho amam-borona: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Vorona fiompy
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
[[Sary:Scheuerer Hühnerhof.jpg|vignette|357x357px|Fiompiana akoho amam-borona amin' ny fomba nentim-paharazana any Eorôpa ]]
[[Sary:Scheuerer Hühnerhof.jpg|vignette|357x357px|Fiompiana akoho amam-borona amin' ny fomba nentim-paharazana any Eorôpa ]]
Ny '''akoho amam-borona''' dia ireo [[vorona]] fiompy, ka anisan' izany ny [[akoho]] sy ny karazany sy ireo vorona fisa-paladia toy ny [[ganagana]] sy ny [[gisa]], izay ompiana mba hahazoana nofony sy atodiny ary volony. Ireto ireo vorona ompiana indrindra, araka ny lanjany sy ny habeny midina: ny [[gisa]], ny [[vorontsiloza]], ny [[ganagana]] , ny [[akoho]] ary ny [[akanga]]. Anian' ny misy miompy koa ny [[kibobo]] (na kibo) sy ny [[voromailala]].
Ny '''akoho amam-borona''' dia ireo [[vorona]] fiompy, ka anisan' izany ny [[akoho]] sy ny karazany sy ireo vorona fisa-paladia toy ny [[ganagana]] sy ny [[gisa]], izay ompiana mba hahazoana [[Hena|nofony]] sy [[Atody|atodiny]] ary volony. Ireto ireo vorona ompiana indrindra, araka ny lanjany sy ny habeny midina: ny [[gisa]], ny [[vorontsiloza]], ny [[ganagana]] , ny [[akoho]] ary ny [[akanga]]. Anian' ny misy miompy koa ny [[kibobo]] (na kibo) sy ny [[voromailala]].

Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Novambra 2021 à 09:48

Fiompiana akoho amam-borona amin' ny fomba nentim-paharazana any Eorôpa

Ny akoho amam-borona dia ireo vorona fiompy, ka anisan' izany ny akoho sy ny karazany sy ireo vorona fisa-paladia toy ny ganagana sy ny gisa, izay ompiana mba hahazoana nofony sy atodiny ary volony. Ireto ireo vorona ompiana indrindra, araka ny lanjany sy ny habeny midina: ny gisa, ny vorontsiloza, ny ganagana , ny akoho ary ny akanga. Anian' ny misy miompy koa ny kibobo (na kibo) sy ny voromailala.