Singaley (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Vahoaka any Azia
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 4 Oktobra 2021 à 12:12

Ny Singaley dia vondom-poko any Srilanka, izay maro anisa indrindra (75 %) amin' ny mponina miisa 15 tapitrisa ao amin' io firenena io. Miteny singaley izy ireo sady Bodista teravada ny ankamaroany na dia misy ireo vitsy anisa nisafidy ny fivavahana kristiana.

Jereo koa