Fiainana aorian' ny fahafatesana: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1: | Andalana faha-1: | ||
Ny '''fiainana''' '''aorian'ny''' '''fahafatesana''' na '''fiainana''' '''any''' '''an'''-'''koatra''' dia fitohizan'ny fiainan'ny [[Fanahin'ny vatana|fanahy]] na ny fieritreretan'ny zava-manana aina aorian'ny fahafatesany. Maro ny endrika mety hisehoan'izany ka ny fiainana any am-[[paradisa]] na any amin'ny [[helo]] aorian'ny [[fitsanganan-ko velona]], araka ireo [[fivavahana abrahamika]], dia isan'izany. Maro koa ny fivavahana mampianatra ny fisian'ny fiainana any an-koatra, isan'izany ny fivavahan'ny Egiptiana taloha, ny fivavahan'ny Grika sy ny Rômana taloha, ny fivavahan'ireo mponina tao avaratr'i Eorôpa, ny [[fivavahana kristiana]], ny [[finoana silamo]], ny [[jodaisma]] (afa-tsy ny an'ny [[Sadoseo]]), ny [[bodisma]], ny [[hindoisma]], ny [[jainisma]], ny [[sikisma]], ny [[zôrôastrisma]], ny [[fivavahan-drazana afrikana]] sy ny hafa koa. |
Ny '''fiainana''' '''aorian' ny''' '''fahafatesana''' na '''fiainana''' '''any''' '''an'''-'''koatra''' dia fitohizan'ny fiainan'ny [[Fanahin'ny vatana|fanahy]] na ny fieritreretan'ny zava-manana aina aorian'ny fahafatesany. Maro ny endrika mety hisehoan'izany ka ny fiainana any am-[[paradisa]] na any amin'ny [[helo]] aorian'ny [[fitsanganan-ko velona]], araka ireo [[fivavahana abrahamika]], dia isan'izany. Maro koa ny fivavahana mampianatra ny fisian'ny fiainana any an-koatra, isan'izany ny fivavahan'ny Egiptiana taloha, ny fivavahan'ny Grika sy ny Rômana taloha, ny fivavahan'ireo mponina tao avaratr'i Eorôpa, ny [[fivavahana kristiana]], ny [[finoana silamo]], ny [[jodaisma]] (afa-tsy ny an'ny [[Sadoseo]]), ny [[bodisma]], ny [[hindoisma]], ny [[jainisma]], ny [[sikisma]], ny [[zôrôastrisma]], ny [[fivavahan-drazana afrikana]] sy ny hafa koa. |
||
== Jereo koa: == |
== Jereo koa: == |
Endrik'io pejy io tamin'ny 7 Septambra 2021 à 16:04
Ny fiainana aorian' ny fahafatesana na fiainana any an-koatra dia fitohizan'ny fiainan'ny fanahy na ny fieritreretan'ny zava-manana aina aorian'ny fahafatesany. Maro ny endrika mety hisehoan'izany ka ny fiainana any am-paradisa na any amin'ny helo aorian'ny fitsanganan-ko velona, araka ireo fivavahana abrahamika, dia isan'izany. Maro koa ny fivavahana mampianatra ny fisian'ny fiainana any an-koatra, isan'izany ny fivavahan'ny Egiptiana taloha, ny fivavahan'ny Grika sy ny Rômana taloha, ny fivavahan'ireo mponina tao avaratr'i Eorôpa, ny fivavahana kristiana, ny finoana silamo, ny jodaisma (afa-tsy ny an'ny Sadoseo), ny bodisma, ny hindoisma, ny jainisma, ny sikisma, ny zôrôastrisma, ny fivavahan-drazana afrikana sy ny hafa koa.